Mois : janvier 2026

TARATRY ny KANTO

Hisy ny dinika fampahafantarana ny “Alahamadibe taona 465”, ny alakamisy 22 janaory izao, amin’ny 8 ora maraina, etsy amin’ny IKM Antsahavola. Misokatra ho an’ny rehetra izay liana mahakasika ny fomban-drazana amin’ny ankapobeny, indrindra mahakasika ny “Alahamadibe” izy ity, karakarain’ny vondrona Tsy mamorona fa mamelo-ma­so. Tsiahivina fa ny 19 marsa ho […]

« Noho ilay fitiavana ihany…»: Hiverina an-tsehatra i Henri Ratsimbazafy sy i Voahirana

Nahazo taona, saingy tsy lefy laza. Mbola vonona ny hisedra ny sehatra toy ny nataony nandritra ny taona maro nivalona i Henri Ratsimbazafy sy i Voahirana. Hamerina indray ireo hiram-pitiavana nitety vanim-potoana maro… Maro ireo tsy nanantena intsony. Hany ka hafaliana no nandrasain’ ireo mpankafy ny vaovao hoe hiverina hiaka-tsehatra […]

INDRAY MIJERY

Nampitandrina ny amin’ny mety ho fiakaran’ ny rano amin’ny lemak’Antananarivo, lalovan’ny reniranon’i Sisaony, ny avy amin’ny Apipa. Voakasik’izany ny kaominina 17 ahitana an’i Tsiafahy, Androhibe, Antsa­hadinta, Bongatsara, Atanetikely Ambohijoky, Alatsi­nainy Ambazaha, Ampahitrosy, Soalandy. Miampy an’Ampanefy, Soavina, Anosizato Andrefana, Ampita­tafika, Ambavahaditokana, Fenoarivo, Itaosy, Ambohi­tri­manjaka, Fiadanana ary Ampangabe. Manoloana ny disadisa miseho […]

Tetikasa D-Clic. : Nanomboka ny fampiofanana ireo mpampiofana

Natomboka omaly, teny amin’ny Lycée teknika Ala­robia, ny fampiofanana ireo mpampiofana miisa 30 ana­tin’ny tetikasa D-Clic. Mifan­draika amin’ny fanofanana amin’ny asa niomerika no atao amin’izany. Hanatan­te­raka ny tetikasa ny minisite­ran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, iarahany amin’ny teknisianin’ ny OIF. Tanora lahy sy vavy miisa 1 000 avy eo ho […]