Mois : janvier 2026

VAOVAO TAMBATRA

Miverina andoavana haba ny fanafarana takelaka mandeha amin’ny masoandro na « panneaux solaires ». Toraka izany koa ny fitaovana ahazoana ranomafana (chauffe eau). Antony, tsy niantraika ta­min’ny mpanjifa ny fepetra nanafoanana ireo haba ireo. Nihatra nanomboka ny janoary 2026 teo io Sata vaovao mifehy ny Ladoany io. Tanjona ny fitoviana ara-ketra, ny […]

CEO Summit 2026: Hifantohana ny fandraharahana iraisam-pirenena

Hatao ny 9 sy ny 10 avrily ho avy izao ny fihaonambe CEO Summit 2026, andiany faharoa. Hetsika ara-toekarena miara-karakarain’ny Sendi­kan’ny indostria eto Madaga­sikara (Sim) sy ny Antokon­draharaha Becom. Fihao­namben’ny mpandraharaha mitantana orinasa misongadina maneran-tany, ny mpanapa-kevitra ara-toekarena aty Afrika sy iraisam-pirenena, entina hampiroboroboana ny fandraharahana eto Mada­gasikara izy io. […]

fitakian’ny Diaspora ao Mayotte : Haverina ireo transformateurs nalefa eto Antananarivo

Miteraka resaka eo amin’ny diaspora malagasy monina atsy amin’ny Nosy Mayotte sy ny fitondram-panjakana ny momba ireo vata mpanova herinaratra, “transformateurs”, natokana ho an’ny faritra Boeny. Fitaovana izay nomena ho fanomezana tamin’ny taona 2022 hiadiana amin’ny delestazy, saingy nalefa eto Antananarivo ny ampahan’ireo fitaovana ka niteraka ahiahy sy fitarainana. Miisa […]

TSELATRA

Lehilahy iray, tokony ho 22 taona, hita faty tetsy akaikin’ny ranon’Ikopa, tetsy Ankazobe Alasora, omaly maraina. Raha ny fanazavana voaray avy amin’ny fianakavian’ny maty, nodomin’ny fiara teny an-toerana izy io. Lasa nandositra moa ny nahavanan-doza toarian’ny loza ni­tranga. Efa eny anivon’ny fianakaviana ny razana, omaly, toarian’ny fitsirihana nataon’ny mpitsabo. Naiditra […]