Potika tanteraka ny fiara vokatry ny tsy fitandreman’ny mpamily, araka ny tatitry ny zandarimaria sy ny nanatri-maso. Tovovavy iray namoy ny ainy, olona 18 naratra nentina namonjy toeram-pitsaboana. Namoy ny ainy ny tovovavy iray tamin’ireo mpandeha am-polony tao anatin’ny taxi-borosy niharan-doza teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra tao Mangarivotra, fokontany Morafeno, distrikan’Ankazobe, […]
Mois : janvier 2026
Des idées en goguette – 07 01 2026
Baolina kitra PFL : Lalao roa hahemotra amin’ny fotoana manaraka
Hiverina amin’ny faran’ny herinandro ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, Pureplay Football League (PFL). Araka ny fanadihadiana natao omaly, hahemotra amin’ny fotoana mbola tsy voafaritra ny lalao roa izay tokony hatao amin’ny faran’ny herinandro ho avy io. Anisan’ izany ny fihaonana eo amin’ny FC […]
SOMBIM-BAOVAO
Nifarana hatreho ny fifanarahan’i Fabrice, malagasy lohalaharana baolina kitra, amin’ny klioba AS Excelsior atsy La Reunion, araka ny vaovao hita omaly, tany anaty tambajotran-tserasera. Tsiahivina fa anisan’ireo mpilalao tonga niatrika ny fihaonana ara-baolina kitra goavana tatsy Toamasina, izay natao ny 28 desambra farany teo, i Fabrice. Raha ny fikarohana natao […]
Jiu-jitsu Breziliana: Efa manomboka manomana ny “mondial” ny klioba
Fandaharam-potoana goavana anisan’ny miandry ny Jiu-jitsu Breziliana amin’ity taom-pikatrohana 2026 ity, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany hatao amin’ny volana novambra. Efa manomana izany ny klioba, toy ny Checkmat, araka ny nambaran’ny Coach Pay Rasamy. Manao fanazarantena intelo isan’andro ao amin’ny Dojo eny Antaninandro, ny mpikatroka handray anjara. Fifaninanana hatao any […]




