Hisantaran’ny Rugby malagasy ny taona 2026 ny fifaninanana iraisam-pirenena. Anisan’ireo firenena hiatrika ny “sevens challenger series”, lalaovina olona 7, lehilahy, ny Makis-n’i Madagasikara. Hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “circuits mondiaux”. Ao amin’ny vondrona “B” ny Malagasy, amin’izany. Hotanterahina ao amin’ny kianja Stadium Dubai, ny sabotsy 17 sy alahady 18 janoary […]
Mois : janvier 2026
Vohemar : Vehivavy notsatohan-drafiny antsy
Naratra voatsatoka antsy ny vehivavy iray nandritra ny fifampikasihan-tanana teo aminy sy ny rafiny, tao Ambatondrazaka, fokontany Antanamiketraka, any Antsirabe Avaratra, distrikan’i Vohemar, ny 2 janoary teo. Nifamaly io vehivavy io sy ny vehivavy vadin’ny lehilahy iray. Samy sakaizan-drangahy izy roa vavy ireo ary samy niterahany iray avy. Tsy mifanalavitra […]
Andranomena sy Anosipatrana : Tratra ireo roa lahy mpanendaka moto sy bisikileta
Saron’ny polisim-pirenena ireo roa lahy, mpanendaka taxi-moto sy taxi-bisikileta tamin’ny fiandohan’ity volana janoary ity. Voasambotra tetsy Andranomena, ny alin’ny 04 janoary 2025, tokony ho tamin’ny 11 ora alina lasa teo, ny olon-dratsy iray, izay nanendaka taxi-moto. Mody nanao mpandeha io lehilahy io ary novelesiny tamin’ny tavoahangy tampoka ny lohan’ilay mpitondra […]
Lakana rendrika : Olona enina avotry ny miaramila
Rendrika teny am-pandehanana omaly, tao amin’ny elodranon’Antsiranana, ny lakana iray nitondra olona enina. Raha ny fampitam-baovao voaray teo anivon’ny tobim-pamaharan’ny Tafika an-dranomasina ao Antsiranana (Bana), avy any Cap Diego ho any Antsiranana no rendrika tampoka teny am-pandehanana. Voalaza fa nisy fahasimbana ny lakana nentin’izy ireo ka nitarika ny fivadihana. Tonga […]
Antohomadinika : Efa-dahy nahatrarana Héroine
Mpitsindrona zava-mahadomelina mahery vaika « héroine » miisa efatra mirahalahy nosamborin’ny polisim-pirenena tetsy Antohomandinika, ny alatsinainy 5 janoary teo. Malaza ratsy amin’ny fisiana andiana tanora midoroka sy mitsindrona zava-mahadomelina mahery vaika ny faritra Antohomadinika sy 67 Ha. Nanao fisafoana tampoka teny an-toerana taorian’ny nahazoany loharanom-baovao ny polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny […]




