Mois : janvier 2026

Coopération militaire : Après la Russie et la Chine, la France en mode offensif

Un nouveau cap dans la coopération militaire entre Madagascar et la France. Selon les informations qui circulent, le général Jean de Monicault, commandant de l’armée française à La Réunion, serait attendu à Antananarivo autour du 21 janvier, pour une série de réunions officielles avec les autorités malgaches. Cette visite intervient […]

TSELATRA

Misesisesy ny tranga fanafihana mitam-piadiana tato ho ato. Novakin’ny jiolahy ihany koa ny tokantrano iray etsy Manarintsoa Namehana, omaly, tamin’ny 2 ora maraina tany ho any. Tao anaty torimaso tanteraka ny tompony no novakian’ny olon-dratsy ny trano. Lasan’ireo jio­lahy ny fitaovana sy entana maro. Maraina vao tsikaritry ny tompony fa […]

Nisy nanolana tany Sadabe ! Vehivavy 50 taona hita faty tao anaty kirihitra

Hita faty tao anaty kirihatr’ala, tany amin’ny Garabe Andavabato, fokontany Amba­to­fisaorana, kaominina Sa­da­be, distrikan’i Manjakan­dria­na, omaly maraina, ta­min’ny 9 ora sy sasany, ny vehivavy lehibe iray, tokony ho 50 taona. Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana izy io satria niharan’ny herisetra ara-batana sy ara-nofo nataon’olona tsy fantatra, raha ny fizahana nataon’ny […]