Mpiara-miombon’antoka voalohany amin’i Madagasikara ny Vondrona eoropeanina. Mitentina 370 miliara Ar ny famatsiam-bola vaovao hanohanana ny orinasa tsy miankina, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny famatsian-drano fisotro any Toamasina. Natao sonia, omaly, teny Mahazoarivo, ny fifanarahana famatsiam-bola avy amin’ny Vondrona eoropeanina (UE), ny primatiora ary ny minisiteran’ny Toekarena sy […]
Mois : février 2026
FANTINA sy FINTINA
Hitsidika ny any Rosia ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, araka ny vaovao navoakan’ny Africa Intelligence. Hihaona amin’ny filoha rosianina, Vladimir Poutine, ny tenany ho fanamafisana sy fanitarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta. Andrasana any Paris, aorian’izany, ka hihaona amin’ny filoha frantsay, Emmanuel Macron. Naneho ny heviny momba ny […]
Takaitran’ny rivodoza : Miombom-po amin’ny Malagasy ny papa Leon XIV
Nahatsiaro manokana an’i Madagasikara sy ny vahoaka Malagasy ny papa Leon XIV. Nitondra am-bavaka manokana ny tenany, tamin’izany, indrindra ho an’ireo traboina sy niharam-pahavoazana tamin’ireo rivodoza indroa miantoana. Nanatanteraka fotoam-bavaka fanao isan’andro, amin’ny alalan’ny anjelisy, omaly maraina, tao Vatican, ny tenany tamin’io fotoana io. Nambarany tamin’izany fa miombom-po ary mitondra […]
Ny tody tsy misy
Mazava aloha ny fizotry ny raharaha manga eto amin’ny Tanàna. Mitohy ny asa sy ny fitokanan-javatra etsy sy eroa. Toy ny nahazatra fony andron’ny loranjy ihany ny andavanandron-dRamalagasy. Miady, mitady izay hohanina. Mirotoroto hatrany mitady vola. Tsy mahagaga moa satria, hatreto, ny olona no niova fa isika mbola an-dalana […]
Fehin-kevitra famahana olana : Mitaky tondrozotra sy Tetezamita ny UA sy ny Sadc
Hentitra ny fehin-kevitry ny fihaonana an-tampon’ny Vondrona Afrikanina (UA), natao tany Addis-Abeba, momba an’i Madagasikara. Nanamafy izany koa ny eo anivon’ny Sadc manoloana ny fanaraha-maso ny toe-draharaha eto amintsika. «Ilaina ny fanatanterahana fifidianana. Hany lalan-tokana ahafahana manala an’i Madagasikara ao anatin’izao sazy izao », hoy ny tatitry ny fehin-kevitry ny UA […]




