Vaovao lehibe no nozarain’i Fanja Andriamanantena, teo amin’ny pejiny Facebook, omaly. «Tiako ny mihira an-tsehatra, fa hoatsahatro izany», hoy izy. Aorian’ilay seho iarahany amin’i Solo Andrianasolo, ny 15 marsa, sy ny «cabaret» iarahany amin’ireo mpanakanto hafa, ny 20 marsa izany, raha ny nambarany. «Tsy dia zava-baovao izany tsy fiakarana an-tsehatra […]
Mois : février 2026
Ranjatohery Harilala – Soatoavina : « Aleontsika mitomany randrana manendrika ny hafa »
Diso lalana ve ny Malagasy? Tsy mety handroso mihitsy ve i Madagasikara? Aiza no mitoetra miteraka izany rehetra izany? Dinika nifanaovana tamin-dRanjatohery Harilala, akademisianina sady mpampianatra mpikaroka momba ireo tranga ireo. Gazety Taratra (*) : Mpahay tantara, mpikaroka, mpampianatra, mpikabary, akademisianina, mpanoratra, sns. Manao ahoana ny fahitanao ny soatoavina malagasy […]
VAOVAO TAMBATRA
Faritana ao anatin’ny tetikasa Wash-Cap ny hanamafisana ny filana amin’ny fahaiza-manao eo amin’ny sehatry ny rano. Fanamby lehibe ho an’i Madagasikara ny hananana rafitra stratejika ho fampandrosoana ny sehatra sy hanatsarana ny fisitrahana rano fisotro madio. Hanohana ny tetika ny Unicef Madagascar sy ny Institut suédois de recherche environnementale. Mahatratra […]
Tantsoroka ho an’ny traboina : Hamoraina ny vidin’ny kojakoja fanorenan-trano
Manara-maso tanteraka ny fanjifana sy ny famatsiana hitsinjovana ireo mponina ao Toamasina ny fanjakana. Araka izany, natomboka ny alatsinainy teo, ny fivarotana ireo kojakoja fanorenana trano toy ny tafo fanitso sy fantsika ary hazo amin’ny vidiny mirary, any an-toerana. Tetikasa hiarahana amin’ny orinasam-panjakana State Procurement Of Madagascar (SPM) ho fanampiana […]
Famokarana : Hampitomboina ny fidiram-bolan’ny tantsaha
Atao eto Antananarivo, ny 17 hatramin’ny 20 febroary izao, ny hetsika Herinandron’ny fanapariahana ny fomba famokarana ara-pambolena sy fiompiana vaovao, ny fandaharanasa «Extension Week», eto Madagasikara. Tanjona ny hampiharana ny Paikadim-pirenen’ny foto-kevitry ny vaomiera ara-pamokarana (SNVA). Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), Rasatarimanana José Nirina, omaly, fa tanjon’ny […]




