Nanokatra ny taom-pikatrohana 2026, ny faran’ny herinandro teo, ny ligin’Analamanga, taranja lomano. Mpilomano 154 no nifaninana teny amin’ny ANS Ampefiloha. Tanjon’ny ligin’Analamanga, taranja lomano, amin’ny fifaninanana karakarainy ny hamoaka mpilomano sangany afaka hisolo tena ny faritra, araka ny nambaran’ny filohany, Razafindramahatra Harijesy. Fifaninanana anisan’ny lehibe sy nahafahana namoaka ireo “Top […]
Mois : février 2026
VAOVAO TAMBATRA
Misy ny laharana maitso 918 azo antsoina maimaimpoana ho an’ny olon-drehetra eo amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Natokana handraisana sy hanamorana ny fitorohana ireo tranga miendrika kolikoly sy fanairana ireo fihetsika ahiahina ho kolikoly io laharana io. Laharana amin’ny tambajotra Orange io 918 io, ny 032 32 11 918 kosa […]
Fanaingana ara-toekarena : Fiaraha-miasa vaovao amin’ny tsy miankina
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 19 janoary teo, teto Antananarivo, ny Dinika ho fanaingana ny toekarena. Nitohy tany amin’ny renivohi-paritany dimy izany, nanatontosana ny tany amin’ireo faritra miisa 23, ary vita tamin’iny herinandro lasa iny. Nandrindra azy ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF), niaraka tamin’ny minisiteran’ny Indostria sy ny […]
Oniversiten’Itasy : Sekoly roa vaovao hapetraka ao Fieferamanga
Tafapetraka ny sabotsy teo ny vatofototry ny sekoly roa vaovao ho an’ny Oniversiten’Itasy, haorina amin’ny velaran-tany 1,5 ha ao Fieferamanga, Arivonimamo. Hiorina eto amintsika ny Sekoly informatika (Erti) sy ny Sekoly fambolena sy fiompiana maharitra ary fandraharahana (Erade). “Hamolavola tanora mahafehy ny teknolojia niomerika sy ny fambolena maoderina, mifanaraka amin’ny […]
Ady amin’ny valala: Velarantany 40 000 ha voatondraka fanafody
Mandeha ny ady amin’ny valala any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy. Ampiasaina ny ady an-tanety sy ana habakabaka amin’ny fanondrahana fanafody. Nandefa teknisianina, ekipa miisa 5, any Ihosy, Betroka, Fotadrevo, Befandriana Atsimo ary Sakaraha ny Ivontoerana famongorana ny valala eto Madagasikara (IFVM), ny novambra 2025. Ankehitriny, velarantany mihoatra ny 40 190 ha […]




