Na any ivelany aza no monina, tsy manadino ny fototra i Claudio Rabe. Maro ireo ezaka efa nataony. Hisy ny dingana holalovany. Iray amin’ireny ny fifaninanana « Prix Découverte RFI ». Tany amin’ny tontolon’ny dihy no tena nampisongadina azy voalohany… Fa mpanakanto marolafy raha i Claudio Rabe. Mpitendry amponga maroanaka sy karazan-javamaneno […]
Mois : février 2026
INDRAY MIJERY
Misy toerana mirefy 2 ha ametrahana panneaux solaires, manome 1,5 Megawatts, eny amin’ny ESPA Vontovorona. Ny Jirama no misahana ny asa rehetra. « Panneaux 800 amin’ny 2 000W no efa voapetraka amin’izao fotoana izao », hoy ny filohan’ny fikambanan’ny mpianatra. Ho an’ny rano indray, efa misy lavadrano telo ao. Eo […]
Soavinandriana sy Itasy : Nahazo fitaovam-pandrefesana
Notokanana tamin’ity herinandro ity ny fitaovam-pandrefesana ny singa mandrafitra ny toetry ny andro mahaleo tena ao Soavinandriana sy Itasy, napetraky ny Foibe famantarana ny toetry ny andro sy ny Cirad. Ao anatin’ny tetikasa « Démarches intégrées et accompagnement pour une agriculture familiale à Madagascar innovante et résiliente aux changements climatiques […]
FIVOI : 40 000 zana-kazo voavoly
Nanantanteraka fambolen-kazo tany Antanetibe Mahazaza, distriskan’Ambohidratrimo, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny Fivoi. Nahatratra 40 000 fototra ireo zana-kazo novolena nandritra izany, nahitana karazana zana-kazo kesika sy kininina. Efa nahatratra taonina iray ny zana-kazo naparitaka tamin’ny disitrika maro manerana ny Nosy. « Miainga avy amin’ny tany sy ny hazo ary […]
Taorian’i Gezani: Traboina miia 51 000 ao Toamasina tohanan’ny FID
Taorian’ny fandalovan’ilay rivodoza mahery vaika, Gezani, izay namely mafy an’i Toamasina, napetraka ny rafitra fandraisana andraikitra maika hanohanana ireo tokantrano traboina. Amin’ny alalan’ny fandaharanasa fiarovana ara-tsosialy, Asa vonjy voina, no hanatanterahana izany. Tetikasa “Asa avotra mirindra”, haharitra enim-bolana sy asa tanamaro sandaina vola no entin’ny Fid hanohanana ireo tokantrano traboina […]




