Tsy fangaraharana, fanaovana ampihimamba, gaboraraka, ady tombontsoa… Ireo no anisan’ny mahavery ny volam-panjakana eo amin’ny fitantanana vola sy fitaovana ary olona, araka ny tatitra ny taom-pitantanana 2021-2025, nataon’ny eo anivon’ny Fitsarana momba ny kaonty teny Anosy, afakomaly. Mahatratra 3 811 miliara Ar ny volam-panjakana very. Midika fahafatesana izany, raha ny […]
Mois : mars 2026
Hafakely
Tena hafa raha samy hafa tokoa aloha ilay fitondram-panjakana. Tena manao ara-bakiteny! Sambany misy izany fitiliana lainga na “détecteur de mensonge” izany eto Madagasikara. Ireo ho minisitra aloha no misantatra izany. Tsy diso safidy mihitsy ilay Filoha sy ny mpiara-miasa aminy. Ireo mpanao politika malagasy manko dia rainilainga na […]
Sorohina mialoha ny lainga: hohadinina amin’ny milina ireo ho minisitra vaovao
Zava-baovao? Na tsy ampoizina… Hanaovana fitsikilovana lainga amin’ny alalan’ny fitaovana “polygraphe” izay ho minisitra. Mihintsana avy hatrany izay miiba… “Tsy tokony ho ela ny governemanta. Inona no mahaela azy io? Tsy izahay intsony no mifidy ny olona hanaovana fifampidinihana. Misy ny fitaovana polygraphe ampiasaina eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika”. Io […]
Muay Thai : Hizara traikefa ny Maître Gildas
Toy ny efa fanaony, tsy mitsahatra ny mampiroborobo ny taranja muay thai, ny Maître Razanajatovo Gildas. Hisy ny fiofanana Kru Muay Thai homeny ny 27, 28 ary 29 marsa izao, ao amin’ny Henri Fraise Ankorondrano. Tohin’ny fiofanana izay nataony tany Thaïlande ka nahazoany ny mari-pahaizana « intsructeur international » no […]
SOMBIM-BAOVAO
Tafita any amin’ny ampahefa-dalan’ny « Ligue des Champions 2026 », taranja baolina kitra, ny Real Madrid FC, Espagne. Resin’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 ny klioba anglisy, Manchester City. Tafiditra anatin’ny lalao miverin’ny LDC, izay natao tao amin’ny Etihad Stadium. Tsy afa-bela aminn’y Real Madrid mihitsy, araka izany, […]




