Soa fanararaotra ho an’ny fampandrosoana ny toekarena ny « Salon de la créativité Voatra », andiany faha-12. Vonona hanohana ny fandraharahana malagasy hampiasa vola eto amintsika i Maraoka. Hanampy antsika hitrandraka ny tsena maraokanina sy hanokatra lalam-barotra any an-toerana ny Salon de la Créativité Voatra, andiany faha-12. Hetsika atao mandritra […]
Mois : avril 2026
FANTINA sy FINTINA
Efa eto ireo mpikarama anady Frantsay miisa 10, araka ny nambaran’ny mpanolotsain’ny filohan’ny Fanavaozana, Harifidy Ramandraibe. Tonga ny 8 janoary teo izy ireo ary voalaza fa hiverina avy hatrany. « Voamarina anefa fa mbola eto izy ireo. Voalaza koa fa miafina amin’ny maha mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana Frantsay azy izy […]
Depiote Rakotoniaina Pety : “Fitadiavan-tseza ny fandravana andrimpanjakana”
“Teren’ny fitiavan-tseza fotsiny hoe ravana ny Antenimierampirenena, dia manangana Antenimierampanorenana, dia misy seza hozaraina. Izay fotsiny no zava-dehibe, fa tsy misy hoe: raha hatao izany, inona ny fiantraikany amin’ny fiainam-pirenena? Hanao ahoana ny fiainana amin’izao efa fahasahiranana izao” ? Io ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voafidy tany Ikalamavony, Matsiatra Ambony, […]
Tombana tsy mitombina
Aiza ho aiza ny hoe asan’ny governemanta vaovao amin’izao? Sarotra ny fandidiana na ny fandinihana. Tsy voafaritra mialoha izay soritr’asa mazava sy hentitra tsy maintsy vitain’ny minisitera tsirairay avy ao anatina fe-potoana mazava. Hatao tombantombana izay asa hatao sy mety ho vita? Arakaraka izay mahamaika ny vahoaka: famatsian-jiro sy […]
Hetsika fidinana an-dalambe : Tsy mitovy hevitra ireo tanora Gen Z
Vaky sy mizarazara be ihany ny fanehoan-kevitr’ireo tanora Gen Z manoloana ny hetsika kasain’ny sasany amin’izy ireo hatao anio. Ao ireo miandany nefa koa misy ireo tsy mankasitraka. Samy mandeha samy mitady. Tsy mitovy hevitra ireo samy tanora Gen Z amin’ity hetsika, kasaina hotanterahina anio, ity. Nanambara ny eo anivon’ny […]




