Hotanterahina any Nairobi, ny 24 sy 25 avrily izao, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Seniors, taranja Judo. Malagasy mpikatroka 12 no hisolo tena an’i Madagasikara. Tsy ho diso anjara i Madagasikara ary tena mafonja ny delegasionina satria raha judokas 8 no novinavinain’ny federasionina fa hifaninana dia nitombo ho 12 […]
Mois : avril 2026
Rugby – Federal 2 : Adin’ny samy kartie avokoa ny manasa-dalana
Hanamarika ny fiafaran’ity herinandro ity, ny ankatoky ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby sokajy Federal 2. Hifanandrina ny fileovana sangany indrindra. FTAT Anosibe hifampitana amin’ny Rosa Club de l’Imerina ary ny RCSA Anosibe hifanandrina amin’ny CRAI Ambalavao Isotry. Hangotraka ny kopaka, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka eo […]
VAOVAO TAMBATRA
Miverina amin’ny laoniny ny toe-draharaha eto amintsika taorian’ireo filaharambe teny amin’ny tobin-tsolika, ny herinandro teo. Nanahy mafy ny famatsiana ireo mpampiasa fiara ka nisy ireo nampiasa ny tahiry teo am-pelatanany nentina nividianana solika. Nisy ihany koa ireo nanararaotra nanao varo-maizina ka nampakatra hatrany amin’ny 12 000Ar ny litatry ny lasantsy. […]
Crédit Bail- BMOI: Fampanofana fitaovana ho an’ny orinasa
Manome tolotra vaovao ho an’ny mpanjifa ny banky BMOI. Ahafahana manohana ireo mpandraharaha, orinasa madinika sy salantsalany na vaventy tsy ankanavaka. Antony, maro ny orinasa te hanatsara na hanitatra ny ambaindahin’ny fihariany, saingy tsy ampy ny tetibola eo am-pelantanana. Izay no nahatonga ny BMOI, nametraka ny tolotra « Crédit Bail […]
BGFI-Airtel Money: Azo atao ny famindram-bola amin’ny finday
Natao sonia, ny 16 avrily teo, ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny banky BFGI Madagasikara sy ny Airtel Money. Fiaraha-miasa mifantoka amin’ny fampiasana ny tolotra MBanking, azo hamindram-bola eo amin’ny roa tonta. Fomba tsotra, haingana ary azo antoka amin’ny fifamindram-bola, ampiasana ny finday. Ho an’ny Airtel Money mankany amin’ny kaonty BGFI, tsindriana […]




