Homarihina rahampitso, ao amin’ny CHUJRA ny Andro maneran-tany ho an’ny hémophilie na ny fijinihan-dra lava, iarahana amin’ny minisiteran’ ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ivontoeram-pitsaboana ny Hémophilie eto Madagasikara (CTH-Mada) ary ny fikambanan’ny marary hemophile (ABEHM). Aretin’ny ra, vokatry ny tsy fahampiana singa mampivaingana ny ra ka mahatonga ny olona iray handeha […]
Mois : avril 2026
Fitsaboana homamiadana: Nahazo fitaovana ny Cenhosoa
Fitaovana ampiasaina amin’ny fitsaboana ny homamiadana no azon’ny hopitaly Cenhosoa ny herinandro teo hanampy ireo efa ao an-toerana. Ny vola voaangona tamin’ ny hetsika “Gratitude en chanson” no nahafahan’ny malala-tanana nanolotra ireo fitaovana. Miisa 10 ireo karazana fitaovana natolotra toy ny “Déambulateur, Pousse-seringue électrique, Bassin de lit, Matelas anti-escarre, Chaise […]
Tetikasa Tafaray: Ho fanajana ireo mpiasan’ny fahasalamana eny amin’ny CSB
Mba hampaharitra ny fitaovana ara-medikaly ampiasaina eny amin’ny CSB dia nomena fiofanana ireo mpikirakira sy mpikojakoja ireny fitaovana ireny . Hampanarahana ny fivoaran’ny fitaovana ny fahaizan’izy ireo. Fitantanana mirindra sy fampahafantarana ny fikojakoja ny fitaovana amin’ireny CSB ireny mba ho tena hositrahan’ny vahoaka eny ifotony. Io no fiofanana omena ireo […]
SOMBIM-BAOVAO
Mbola noporofoin-dRakotojoary Juan, mpanamory avy amin’ny klioba FMMSAM nitondra ny fiara Clio Motul, ny maha andrarezina azy nandritra ny dingana voalohany, amin’ny “course de côte”. Fifaninanana, notanterahina ny alahady lasa teo, teny Volomborona. Faharoa, Rabekoto Frederic ary fahatelo Rakotonoel Kenny, izay samy avy amin’ny Asacm. Mikarakara fiofanana ho an’ny mpitsara […]
« Ligue des champions » : Tsy mbola afa-bela tamin’ny PSG ny Liverpool
Ekipa roa voalohany, tafita amin’ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des champions”, ny Paris ST Germain (PSG) sy ny Atletico de Madrid. Tontosa ny talata alina lasa teo, ny ampahefa-dalana miverina. Anisan’ny lalao be mpiandry ny fifandonan’ny PSG sy ny Liverpool, tamin’ity. Tsy mbola afa-bela tamin’ny parizianina ny […]




