Mois : avril 2026

Nandroba mpanagom-bokatra : Efa-dahy voaheloka higadra 10 taona

Niakatra fitsarana, omaly, ireo jiolahy miisa efatra nanafika mpamongady tany Ambalanirina. Nomelohin’ny fitsarana higadra an-tranomaizina 10 taona izy ireo. Niampy lamandy 7 000 000 Ar izany. Sazy henjana ! 10 taona any an-tranomaizina miampy fandoavana lamandy an-tapitrisany no azon’ireo efatra mirahalahy voasaringotra tamin’ny fanafihana mpanangom-bokatra, tao Ankadilalapotsy, fokontany Ambatolampy, kaominina Ambalanirana, […]

Tarika Hasina : 30 taona nizarana hira mampihetsi-po

Sonian’ny tarika Hasina ny hira mandona fo. Nankafizan’ny maro ny sanganasan’izy ireo izany, nandritra ny 30 taona. Tsy handalo fotsiny fa homarihina ny fankalazana, raha ny nambaran’ny tarika, omaly. Hatom­boka amin’ny fampisehoana izay hotontosaina etsy amin’ ny Havoria Anosy io, ny ala­hady 19 avrily izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. […]

Soratra sy ny zon’ny mpanoratra : Telo andro misesy ny « Tsenaben’ny boky »

Raha hay sy fantatra tsara ny soa azo avy amin’ny famakiana boky, handroso ny firenena iray sy ny mponina ao aminy. Iray amin’ireo hitondra ny tontolon’ny boky ho filan’ny Malagasy, ny « Tsenaben’ny boky ». Hotanterahina eo amin’ ny tokotanin’ny Tra­nombokim-pirenena etsy Anosy ny fankalazana ny « Andro maneran-tany ho […]

TARATRY ny KANTO

Hanamarika ny « International jazz day » i Madagasikara. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny alarobia 29 avrily izao ny karakarain’ny Madajazzcar. Famaranana ny « Tremplin Madajazzcar » hihaonan’ireo nifaninana ka voafidy ho mendrika indrindra, avy eto Antananarivo sy avy any Atsirabe sy Toa­masina. Manomboka amin’ny 5 ora hariva eny amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Raha ny salanisa ny taona 2025, nivoaka nandritra ny tatitra momba ny ady amin’ny famarinana olombelona, nahatratra 241 ireo olona voasakana teny amin’ny seranam-piaramanidina noho ny fanahiana amin’ny famarinana olombelona na fanandevozana moderina sy fanararaotana. Nandritra ny lahateny nataon’ny filohan’ny Oniversiten’Antananarivo, Profesora Randrianasolo Rivoarison, tamin’ny fananganan-tsaina ny alatsinainy teo, nambarany […]