Araka ny vaovao, navoakan’ny federasionina frantsay ny taranja tenisy, omaly, fantatra fa anisan’ireo mifaninana amin’ny «Open Capfinances», tanterahina ao Rouen France, Rakotomanga Sarah Tiantsoa, ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay. Fifaninanana, nanomboka ny alatsinainy lasa teo, ary hifarana ny alahady 19 avrily izao. Raha ny fandaharam-potoana, hiatrika ny dingana ampahefa-dalana […]
Mois : avril 2026
“Tir à l’arc” – MadaArchery : Hanangana klioba maro manerana ny Nosy
Nanatanteraka varavarana misokatra ho an’ireo liana amin’ny taranja ” tir à l’arc” ny klioba “MadaArchery”, ny faran’ny herinandro teo. Hanitatra ity taranja ity manerana ny Nosy no anton’izao finiavana izao. Manana tanjona ny hampiroborobo ny taranja “tir à l’arc”, ny klioba “MadaArchery”, araka ny nambaran’ny filohany, Ratsimbazafy Tsiory Lucka, nandritra […]
VAOVAO TAMBATRA
Hikorontana ny famatsian-drano amina faritra maro eto an-dRenivohitra, anio. Hisy ny fikojakojana ny “Unité Accelator” ao Mandroseza I mba hiantohana ny faharetan’ny fotodrafitrasa, hanaraka ny fenitra amin’ ny fanadiovana rano sy hampitomboina ny vokatra. Manomboka amin’ny 8 ora maraina ny asa izay heverina haharitra valo ora. Voatery hatsahatra ny fihodinan’ny […]
Orange Madagascar : Manohana ny fampivoarana niomerika
Manamafy ny fampiroboroboana ny niomerika ao Toamasina ny Orange Madagascar. Napetraka ao amin’ny tranombokin’ny Oniversiten’i Barikadimy, nanomboka ny 25 marsa teo, ny “Spot Orange” izay mahazaka fifandraisana hatramin’ny 1 000 amina velarana 100 m. Tanjona ny hanohana ny tanora sy hisitrahany mivantana ny tombontsoan’ny niomerika. “Miavaka ireo hotspot wi-fi ireo […]
Toekarena mihodina: Fitantanana ny fako plastika
Nampahafantarina, ny 14 avrily teo, ny tetikasa Fitantanana ny plastika aty amin’ny Ranomasimbe indiana (ExPLOI). Mitentina 50 000 euros ny vola avy amin’ny Antokon-draharaha Frantsay ho an’ny Fampandrosoana (AFD) sy ny Tahirimbola Frantsay ho an’ny Tontolo iainana maneran-tany (FFEM). Tetikasa miisa 12, mifantoka amin’ny Toekarena mihodina, mikasika ny fitantanana, ny […]




