Nifarana omaly, tao amin’ny Novotel Antananarivo, ny andiany faharoa an’ny « CEO Summit Indian Ocean » notanterahina nandritra ny roa andro. Miroso amin’ny asa ny rehetra hampivoarana ny toekarena, amin’ny alalan’ny vokatra azo tsapain-tanana. Fanapahan-kevitra telo lehibe no nankatoavina nandritra ity fihaonana natao ny 9 sy 10 avrily ity. Eo […]
Mois : avril 2026
FANTINA sy FINTINA
Nahitsy ny depiote Rabenirina Mamy fa mifototra amin’ny fanapahan’ny HCC ny fijoroan’izao fitondrana izao. Efa nanazava ny mpitondra momba ny azo sy ny tsy azo atao amin’izao fotoana ho an’ny fanavaozana izao, manoloana ny fitakian’ny tanora handravana ny Antenimiera. «Tokony hanaja izany ny rehetra», hoy izy. Tsy vahaolana ny fidinana […]
Minisitra Razafimanantsoa Hanitra: « Manana ny toerany eto amin’ny firenena ny tanora »
Efa an-dalana amin’ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny tanora ny eo anivon’ny minisitera misahana ny Fanavaozana sy ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahan-tena. Itovizan’ ireo minisitera hevitra fa entina hiatrehana ny fikaonandoham-pirenena ny tahaka izao ka manao tantsoroka amin’izany izy ireo. Nambaran’ny minisitra, ny Me Razafimanantsoa Hanitra, fa resy lahatra […]
Mitsapa kianja?
Raharaha izy ity! Fa tokony samy mahay maka lesona fotsiny tamin’izay niseho sy izay hiseho. Izay no azo amehezana ny fizotry ny raharaha politika eto Madagasikara hatry ny omaly. Manahirana ny miresaka politika amin’izao fotoana. Izay anontaniana na angatahana tafa ho an’ny mpamaky dia mitsipaka avokoa fa “mahamay”, hono, ny […]
Kolonely Randrianirina Michaël : “Tsy ny fitabatabana no hanendrena ho minisitra”
Mitarika hetsika an-dalambe ireo tanora Gen Z fa hoe tsy voatendry ho minisitra? Mamaly ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël : “Tsy ny fitabatabana no hanendrena ho minisitra”. Valin-teny avy hatrany… “Manentana ny tanora mba hianatra ny politika tena izy. Fa tsy hoe mitabataba eny amin’ny tambajotran-tserasera; avy eo, mametraka […]




