Mois : avril 2026

Maître Kelly : Mangataka roa taona hanarenana ny kick-boxing

Nitondra ny taranja kick-boxing teto Madagasikara Rasoanaivo André Kelly, fantatra amin’ny anarana hoe Maître Kelly. Manana hetaheta hitondra fanavaozana eo amin’ity taranja ity ny tenany. Naneho ny hetahetany amin’ny tokony hitondrana fiovana eo amin’ ny taranja kick-boxing ny Maître Rasoanaivo Andre Kelly. Izy no nitondra ity taranja ity teto Madagasikara, […]

La Fouine sy Gazo: Seho iraisam-pirenena sy matihanina ny anio

Mpihira manana ny toerany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena no mandalo eto Madagasikara. Hanatanteraka fampisehoana, anio, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Hitazona ihany koa ny maha izy azy. Fampanantenana lehibe roa sosona no azon’ireo mpankafy ny sanganasan’i Gazo sy La Fouine, oma­ly. Andaniny, avy any amin’ny Nas Prod mpikarakara ny fampisehoana, […]

INFP Ivato : Narenina ireo “atelier de mécanique”

Notanterahina omaly, tao amin’ny INPF Ivato, ny lanonana ofisialy fanolorana ny asa fanarenana sy fampitaovana ireo atelier de mécanique ao an-toerana. Vokatry ny fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa amin’ny mpiara-miombon’antoka (FCE) izany. Nitarika ny lanonana ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Dr Andriamampandry Todisoa […]

Sampam-piofanana ingénierie minière : Hanamarika ny faha-50 taona nijoroany

50 taona nanofanana tanora ho lasa injeniera momba ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany ny sampam-piofanana ingénierie minière eny amin’ny Sekoly ambony politeknika. Hanamarika ny faha-50 taona nijoroany ny sam­pam-piofanana ingénierie minière ao amin’ny Sekoly ambony politeknika Anta­nanarivo, amin’ity taony ity. Hanomboka ny 24 avrily ho avy izao, ary hifarana ny […]

Cosmos : Nanokatra magazay vaovao

Manakaiky ny mpanjifa sy vonona hanome ny tsara ha­trany ny Cosmos. Nisokatra nanomboka omaly, etsy Andre­fan’Ambohijanahary, ny magazay faha-20 hanomezana fahafaham-po ny rehetra. « Hita ety an-toerana avokoa ireo vokatra maro isan-karazany mampiavaka sy namantarana ny magazay hatramin’izay », hoy ny tomponandraikitry ny seraseran’ny magazay, Ralimina Felana. Midadasika sy manara-penitra […]