Handray anjara amin’ny tranoheva sy famelabelaran-kevitra mandritra ny FIM 2026, nanomboka omaly hatramin’ny 10 mey, ao amin’ny CCI Ivato, ny minisiteran’ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Amin’ny alalan’ny Ivontoerana momba ny Torohay sy fahalalana siantifika ary teknika (CIDST), ny Foibem-pirenena momba ny fikarohana ampiharina amin’ny Fampandrosoana ny eny […]
Mois : mai 2026
Dépôt de médicament : Hampitomboina ny traikefa
Haharitra roa herinandro ny fanofanana ireo mpivarotra fanafody na Dépôt de médicament, tanterahin’ny INSPC etsy Mahamasina. Andiany fahafito ny fanofanana, hampitomboana ny traikefa sy ny fahaiza-manaon’izy ireo. Hampanarahana ny toetrandro ny fahalalana manaraka ny fivoaran’ny karazana fanafody amidy sy ny fifehezana ny fitahirizana azy ireny ihany koa. Hanampy ireo mpitantanana […]
Fotodrafitrasa UniPod : Havadika ho asa ny voka-pikarohana
Napetraka ny fotodrafitrasa University innovation Pod (UniPod) ao anatin’ny tetikasa fampifandraisana ny fikarohana eny amin’ny oniversite sy ny toeram-pikarohana amin’ny sehatra tsy miankina, hiteraka asa. Nanazava izany ny minisitry ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy, omaly, teny Anosy. « Fotodrafitrasa mipetraka eo amin’ny fitalevan’ny fikarohana […]
TARATRY NY KANTO
Miantso ireo mpanakanto te handray anjara amin’ny “Fetin’ny mozika 2026” ny IFM Analakely. Misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo mpanakanto na tarika te handray anjara, tsy anavahana gadona sy karazana mozika, ary tsy misy sokajin-taona ihany koa. Mila manana hira 03 fara-fahakeliny hatolotra anefa, ary vonona amin’ny fepetra rehetra takin’ny […]
Teny hoenti-mitaiza: Mamahan-dalitra ny taranaka ny zava-misy
Fiverenana eny an-doharano… Fiverenana any amin’ny fototra… Kanefa, na ny iray amin’ireo fototra sy loharano ireo aza tsy fantatry ny Malagasy sasany akory. Anisan’izany ny teny. Teny hoenti-mampianatra sy manabe ny taranaka Malagasy, mbola indramina any Eorôpa. Fahiny, raha mbola tao anatin’ny vanim-potoanan’ny fanjanahantany i Madagasikara (Ecole de médecine d’Antananarivo, […]




