Hanatanteraka « Diaben’ny fandriampahalemana », hanentanana ny olom-pirenena rehetra ny fikambanan’ny olona manana toe-tena varira, ny sabotsy izao. Hiainga eo amin’ny Kianjan’ny Barea, hihazo ny Kianjan’ny Hira gasy Ampefiloha, izany dia izany, hanomboka amin’ny 10 ora maraina. Hisy ny varavarana misokatra handraisana ny hevitry ny olom-pirenena rehetra momba ny fiarovana ireo olona […]
Mois : juin 2026
Oniversiten’Antananarivo : Nametrahana radiotélescope voalohany
Notokanana omaly, teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, ny radiotélescope voalohany eto Madagasikara. «Fitaovana hijerena ny kintana sy ny habakabaka ary ny zavatra rehetra eny ambony tsy taka-maso» ny ilaina ny teknolojia sy ny siansa ary ny haivao satria mampiasa algorithme sy computer (ordinatera) ny mpikaroka hikirakirana ny angon-drakotra azo rehetra. Ny oniversite […]
TARATRY ny KANTO
Hanatanteraka ny « Grande messe eny Ut mineur KV 427 » ny Ensemble Vocal Hiraitra. Sanganasan’i W.A Mozart, anisan’ny maro mpitia izy io. Indroa miantoana ny hanatontosan-dry zareo izany eny amin’ny Cathédrale Saint Laurent Ambohimanoro. Ny zoma 3 jolay, amin’ny 7 ora hariva sy ny alahady 5 jolay, amin’ny 3 ora tolakandro. […]
“Tiakaly Food Festival”: Andiany fahatelo ny hetsika
Hotanterahina ny 29 sy ny 30 aogositra ho avy izao, eny amin’ny Rayim Building na Sodiama Ankorondrano, ny andiany fahatelo amin’ny “Tiakaly Food Festival” (TFF). Hetsika iarahan’ny Okalou sy Rakotondrainitomaho Johary Tsiory, fantatry ny maro amin’ny hoe Tiakaly, misalahy. Nambaran’i Tiakaly fa natao izao mba hahafahan’ireo mpankafy sakafo miaraka sy […]
Fimpima Antsirabe: Hosaloran-damba ny andiany Loharano
Natao nandritra ny volana mey ary nifarana ny sabotsy teo ny fanadinana famaranana ny taom-pianarana 2025 – 2026, tamin’ireo sampana 12 mandrafitra ny faritany Fimpima Antsirabe. Misalotra ny andiany “Loharano” izy ireo, ka namaranana ny fanadinana sampana Fimpima. “Ilo tsy very. Laza adina am-bava sy an-tsoratra avy any amin’ny Fimpima […]




