Tsy nitsanga-menatra ny solontena malagasy niatrika ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja Parkour, natao tany Instabul, Turquie, ny herinandro lasa teo. Tafiditra anatin’ny 10 voalohany mendrika indrindra, teo amin’ny Freestyle sy Speedrun, ny Malagasy vavitokana, i Fitsikiana, nandritra ity fifaninanana ity. Tsy ambakan’izany ihany koa i Dinah, izay tafakatra hatramin’ny ampahavalon-dalana. Eo […]
Mois : juin 2026
Baolina kitra – «Mondial 2026» : Lalao 44 hivantana amin’ny fahitalavi-pirenena
Hifantoka any Etats-Unis sy Mexique ary Canada ny sain’ny maro, indrindra ny mpankafy baolina kitra, manomboka amin’ity alakamisy ity. Mandritra ny iray volana, hiaina ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026», izao tontolo izao. Tsy ho tompon-trano mihono ny Malagasy fa hahita fihaonana mivantana miisa 44. Hiaina ao anatin’ny […]
Fivondronan’ny mpanao solonify : Misedra olana amin’ny fahazoana akora fototra
Misedra olana goavana eo amin’ny lalàna mifehy azy ireo ny mpanao solonify, raha ny fanambarana nataon’ny fikambanambe ivondronan’ireo mpanao solonify eto Madagasikara (Asproma), omaly, tetsy Ivato. « Somary misy sakantsakana ho anay mpanao asa tanana misehatra amin’ny fanaovana solonify ny lalàna misy », hoy i Barijaona, mpitondra tenin’ny fikambanana. Anisan’izany ny fanakanana […]
Fandrobana tao Vohitsara : Olona iray voafonja herintaona an-tranomaizina
Nivoaka ny talata lasa teo ny didy mahakasika ny raharaha fandrobana mpandraharahara tao Vohitsara, ny 3 mey 2026 lasa teo. Lehilahy miisa telo no voampanga tamin’izany. Voaheloka an-tranomaizina, sazy mihatra, Ramilinjaona Guillaume Laurent. Sazy mihantona ny an-dRazafindranjaona Tokiniaina ary nohafahan’ny fitsarana noho ny fisalasalana Ramilison Kevin Bryan. Fanaovana fikambanan-jiolahy sy […]
INDRAY MIJERY
Mijery ny fomba hanohanana ny rafi-pahasalamana ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiara-miombon’antoka ka nanohana ara-pitaovana sy ara-teknolojia ireo ivotoeram-pitiliana LA2M avy amin’ny UNOPS. Tamin’ny alalan’ny fanomezana « kit Starlink” izany. Hapetraka amin’ny ivontoeram-pitiliana LA2M ao Nosy Be, Place Kabary, Mahavoky Atsimo, Morafeno, Tambohobe, Mitsinjo Betanimena ary Fort-Dauphin ireo fitaovana ireo. Hanatsarana […]




