Nohavaozina, ny 8 jona teo, ny fiaraha-miasa eo amin’ny Airtel Business sy ny Orinasa malagasy fitahirizam-bola sy findramam-bola (Smmec). Fiaraha-miombon’antoka mifantoka amin’ny fampiasana tambajotra, finday maherin’ny 800, hanamafisana ny serasera anatiny, handrindran’ny Smmec ny asany manerana ny Nosy. Tanjon’ny fiaraha-miasa ny hanamafisana ny fampiasana ny niomerika, ny fanatsarana ny kalitaon’ny […]
Mois : juin 2026
VAOVAO TAMBATRA
Efa misokatra ny fivilian-dalana eo amin’ny tetezana Mangapaika, amin’ny lalam-pirenena RN4, PK505, nanomboka ny alahady 7 jona teo. Tsy niandry ela, nisy avy hatrany ny asa maika nataon’ny minisiteran’ny Asa vaventy, hiverenan’ny fifamoivoizana amin’ny laoniny. Efa lasa avokoa ireo fiara rehetra voatery nijanona teny an-toerana. Tsiahivina fa ny sabotsy 6 […]
Cnuced-Madagasikara : Hafainganina ny fanodinam-bokatra mitondra fampandrosoana
Nandray anjara tamin’ny loabary an-dasy ny sabotsy teo, niaraka tamin’ny Kaonferansin’ny Firenena mikambana ho an’ny Varotra sy ny fampandrosoana (Cnuced) ny minisitry ny Fambolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA), Raminto Gaëtan. Nasongadiny ny fanodinam-bokatra mitondra fampandrosoana. Fivoriana teo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanambola (MEF). Anisan’ny tena noresahina ny […]
INDRAY MIJERY
Nanadio teny amin’ny Tsenan’Andravoahangy ny CUA, ny RF2, ny lehiben’ny Tsena ary ny sampana vonjy voina. Nesorina ireo fako sy loto niangona, nodiovina ny manodidina ny tsena. Ho fanatsarana ny fahadiovana sy hitandroana ny fahasalaman’ny mpivarotra sy ny mpanjifa izany. Tsy mitsahatra ny fanangolena mahazo ireo olona manana toe-tena varira. […]
Taom-pianarana 2026-2027: Namoaka ny tetiandro ny minisitera
Hifarana ny volana jolay ny taom-pianarana 2025-2026. Namoaka ny tetiandrom-panabeazana ho an’ny taom-pianarana 2026-2027 ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Efa mandeha sahady rahateo ny fisoratana anarana amin’ ireo sekoly sasany, indrindra amin’ireo sekoly tsy miankina. Hiditra hametraka ny lamina rehetra ny mpandraharaha eny anivon’ny sekolim-panjakana rehetra ny 24 aogositra izao. Ny 31 […]




