Mois : juin 2026

Tetikasa Volobe: Manohana ny fahasalaman’ny mponina

Tobim-pahasalamana miisa telo ao Toamasina no nisitraka fampitaovana sy fiofanana avy amin’ny tetikasa « Volobe » hanohanana sy hamaliana ny filan’ny mponina eny ifotony. Manohana ny sehatry ny fahasalamana eny ifotony ny Compagnie générale d’hydroélectricité de Volobe (CGHV) tamin’ny alalan’ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpiasan’ny fahasalamana sy ny fampitaovana ny tobim-pahasalamana […]

FANTINA sy FINTINA

Eo am-panomanana ny fanadihadiana parlemantera an’ireo raharaha mafanafa ny eny anivon’ny Antenimierampirenena, amin’izao, araka ny nambaran’ny depioten’i Fianarantsoa I, Seth Rajoelina, teny Tsimbazaza, omaly. Kendrena hovitaina amin’izao fivoriana ara-potoana izao ny fanadihadiana parlemantera rehetra. Fanamiana 32 sy zavamaneno 34 ho an’ny mpitsoka mozikan’ny governemanta no noraisin’ny Prai­minisitra Rajaonarison Mamitiana, teny […]

Johasy Eléonore: “Mila alamina ny fikaonandoham-pirenena”

Raha tsy misy ny fiovana, hanomboka anio, eny amin’ny CCI, Ivato, ny fikaonandoham-pirenena. Nefa mahabe resaka ny amin’ny hoe olona fito aloha no hivory: ny filohan’ny fiangonana efatra mirahalahy, ny filohan’ny Fanavaozana sy ny Praiminisitra ary ny minisitra misahana ny Fanavao­zana. Naneho ny heviny ny mpandrindra nasionalin’ny antoko Tsara tahafina, […]

Misalobon-komana!

  Tsy misy andro iray angamba tsy ahenoana fifandiran-kevitra eto amin’ity firenena ity. Manomboka amin’ny rafitra an-tanantohatra ambany izay, hatrany amin’ny fara-tampony. Miverina indray ny tsy fitoviam-pijery sy filalaovana lalàna ataon’ny mpahay an’izany. Tsy hay intsony, iza no tompon’ny marina sy ny tena izy? Samy mitondra ny lohany avokoa. Tsy […]