Asa mamelona fianakaviana maro ny fikarakarana hetsika sy fampisehoana. Fihariana marefo anefa izany eto Madagasikara, satria lasibatra voalohany raha vao misy olana lalovana, toy ny krizy politika na ara-pahasalamana, ohatra. Na izany aza, fihariana tokony hiroborobo, rehefa misy ny fifarimbonana eo amin’ny mpisehatra rehetra. Antony nanaovan’ny sendikàn’ny mpikarakara hetsika sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fondation Axian : Notokanana ireo CSB II miisa 4 ao Antsirabe
Notokanana ny faran’ny herinandro teo ny CSB II miisa 4, ao Antsirabe, izay afaka hositrahin’ny olona maherin’ny 200 000 amin’ireo kaominina misy ny fotodrafitrasa. CSB ao Ambohimanarivo, Tsivatrinikamo, Ex-CSS ary Atsinanantsena ireo notokanana tamin’ny fomba ofisialy. Nanentana ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, nanotrona ny fitokanana, fa tokony ho ny rehetra […]
Rivodoza Fytia : Olona iray maty, 22 067 traboina
Lehilahy iray maty nianjeran’ny trano, teny Andohamandry- La Haute Ville, iray hafa lasan’ny rano tany Mahajanga, vokatry ny fandalovan’ny Rivodoza Fytia, tamin’ny faran’ny herinandro. Tafakatra 22 067 ny olona traboina, araka ny tatitry ny BNGRC. Araka ny tatitra vonjimaika navoakan’ny birao mahaleo tena mitantana ny fiatrehana ny loza voajanahary na […]
Dr Randriamanana Hasina stéphane – Mpilalao sy mpampianatra mozika
Lutte sy ny MJS : Vonona hiaro ny tombontsoan’ ireo atleta ny minisitra
Ny alakamisy lasa teo, tonga nitsidika ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, tetsy Ambohijatovo, ny Federasionina malagasin’ny taranja tolona(FML), tarihan’ny filohany, Raveloson Mamitiana. Nisongadina nandritra ny fihaonana ny filazan’ireo Malagasy atleta ny tena hetahetany sy ny fanamby apetrak’izy ireo amin’ity taranja ity. Nanamafy ny minisitra […]




