Auteur/autrice : Adnews

Volley-ball – “Mada D1” : Hanomboka ny sabotsy izao

Mitohy ny fifaninanana ho an’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball (FMVB). Taorian’ny fahavitan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy D2, hiditra an-tsehatra indray ny D1. Hotanterahina manomboka ny sabotsy 26 septambra ka hatramin’ny 3 oktobra izao, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano izany. Afaka mandray anjara avokoa ireo ekipa avy amin’ny ligim-paritra mpikambana eo […]

Fifanintsanana Can 2026: Tsy matahotra ny Nizerianina ny Barea

Hiakatra an-kianja rahampitso, atsy Uyo, Nigeria, ny ekipam-pirenena malagasy izay hifandona amin’ny ekipa nasionalin’i Nigeria. Efa vonona ny mpilalao. “Andro iray sisa ”! Ho­tontosaina rahampitso, ao amin’ny Ki­anjan’ny Godswill Akpabio International, Nigeria, ny fi­haonan’ny Super Eagles Ni­geria sy ny Barean’i Mada­gasikara. Lalao tafiditra amin’ ny andro voalohany, fifanintsanana Can 2027 […]

VAOVAO TAMBATRA

Sakana amin’ny fampandrosoana ny toekarena ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Manakana ny famokaran’ny olona iray izany satria lany anaty fiara ny fotoana hahafahany mamokatra na koa mitrandraka na mandranto fahalalana. Voatery mampitombo ny tetibola entiny mivezivezy ihany koa izy ireo raha toa ka mikasa hanenjika fotoana sy hikatsaka tombontsoa hampivoarany ny fiainany. […]

Toekarena maitso : Fako plastika 1 875 kg voahodina ho lasa dabilio

Manohy ny hetsika fandraisana andraikitra ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana ao Toamasina ny Helios Towers Mada­gascar. Tao anatin’izay, fako plastika milanja hatrany amin’ny 1 875 kg no voaangona sy voahodina ho lasa latabatra sy dabilio. Tetikasa hanohanana ireo sekoly simba taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani. Anisan’ireo hisitraka izany ny EPP Manangareza, EPP […]