Auteur/autrice : Adnews

Sokitra sy hosodoko : Lavo ny andrarezina, Edouard Rajaona

“Manaraka ny aingam-panahy any fotsiny…”. Fitenin’i Edouard Rajaona rehefa miresaka ny kanto trandrahany io. Nanosika azy no anisan’ireo mpanao sokitra sy hosodoko kalaza indrindra izany. Mitoetra hatrany ireo sanganasany. Ny zanany no nanam­bara ny fodiamandrin’i Edouard Rajaona. Avy hatrany dia niraradraraka ny fiaraha-miory nomban’ny fitanisana ireo fahatsiarovana, fa indrindra ny […]

TARATRY ny KANTO

Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina nendran-drajako, izay nambara fa efa misy eto Madagasikara. Miteraka tebiteby eo amin’ny sehatry ny zavakanto malagasy izany, satria, raha sanatria ka mihanaka be ao anatin’ny fotoana fohy izy ity. Azo inoana fa handray ireo fepetra mifanaraka […]

Baolina kitra – CAN 2025: «Mondialistes» dimy hiatrika ny ampahefa-dalana

Hitohy rahampitso zoma ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025). Fantatra avo­koa ireo ekipa 8 hiatrika ny dingana ampahefa-dalana. “Mondia­listes” miisa 5 indray tafita amin’izany dia ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, ny Faraonan’i Egypta. Eo koa ny Liona-n’i Atlas Maroc sy ny Fennecs Al­gerie ary ny Liona-n’i […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina amin’izany, ny Real Madrid sy ny Atletico de Madrid. Mbola manala vela amin’ity fifandomana ity, ny Real Madrid, satria efa resin-dry zareo Atletico tamin’ny isa 5 no ho 2, ny madrilenina, nandritra ny lalao nihaonan’ny roa […]