Sous un ciel toujours couvert et des pluies persistantes, la vigilance reste de mise dans les hauteurs de Manjakamiadana. Face à la menace continue de glissements de terrain, de chutes de roches et d’effondrements de maisons, les sensibilisations engagées ces derniers jours se poursuivent et s’intensifient. Objectif : éviter l’irréparable. […]
Auteur/autrice : Adnews
Tir en l’air du 30 décembre 2025
Sarimihetsika, hira, dihy… Nodimandry i Brigitte Bardot
Taona 1950 – 1970. Fotoana nampamirapiratra an’i Brigitte Bardot. Mpilalao sarimihetsika, mpandihy, mpilatro, mpihira… Samy nananan’ ity mpanakanto teratany frantsay ity avokoa ireo talenta ireo. Fantatra fa nodimandry, omaly alahady 28 desambra, tany Saint-Tropez Frantsa, teo amin’ny faha-91 taonany (teraka tamin’ny 28 septambra 1934) i Brigitte Bardot. Raha ho an’ny […]
Palais des Sports Mahamasina: nanome ny tsara indrindra ny Reko
Fampisehoana an-tsehatra anisan’ny nahasarika mpijery maro tamin’ny faran’ny herinandro teo. Noporofoin’ny Reko fa tsara ny fiomanan-dry zareo. Omeny lanja ny mpijery. «Izahay hanome ny tsara indrindra avy aty aminay ho anareo foana », hoy i Fy Rasolofoniaina, andro vitsy nialoha ny fampisehoana, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina Mahamasina. Omaly, io […]
Tondradrano: fampitandremana mavo ho an’Analamanga
Ny tsiokan’ny talio, amin’ny ankapobeny, no handrafitra ny toetry ny andro saika manerana ny faritra maro eto amin’ny Nosy, ato anatin’ny roa andro. Noho izany, hahazo vahana ny oram-baratra. Vinavinaina hanatombo hatrany ny rotsakorana any amin’ny afovoany andrefana sy afovoany atsinanan’ny Nosy. Tombanana hiitatra ho an’ny afovoantany izany, ny fiandohan’ny […]




