Ilaina ny fanovana ara-drafitra amin’ny alalan’ny fametrahana ny « Small Business Act » hanatsarana sy hampivoarana ny fandraharahan’ny orinasa madinika eto Madagasikara. Izy ireny izay mandray anjara feno amin’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena. Mitaky fanovana lalina eo amin’ny rafitra ara-toekarena eto Madagasikara ny filohan’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama), Rakotondrasanjy Rivo. Manentana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Novonoina sy naolana: ankizivavikely hita faty tao anaty lavadrano
Hita faty tao anaty lavadrano iray, ao Ambovondramanesy, disitrikan’i Mahajanga II, afakomaly tokony ho tamin’ny 12 ora atoandro, ny vatana mangatsiakan’ny ankizivavikely vao enin-taona monja. Maty nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana, naolana sy novonoina ary natsipin’ny olon-dratsy tao anaty fantsakana iray izy io. Fanolanana miharo famonoana ny nahazo azy, […]
Ankorondrano: roa lahy tratra nangalatra moto
Nosamborin’ny polisim-pirenena ny roa lahy tratra nangalatra moto tao amin’ny toeram-piantsonan’ny fiara, ao amin’ny trano fitaratra Ankorondrano, ny 27 desambra lasa teo. Nihaodihaody tao amin’io toeram-piasana io ireo olon-dratsy ka narahin’ny mpiambina maso akaiky. Tsy nahatsikaritra anefa ireo mpandroba fa nanararaotra nanao ny asa ratsiny. Nampiditra ny fanalahidy manokana tamin’ny […]
Tafatsoaka ny biraon’ny polisy: naiditra eny Tsiafahy ilay namono mpitondra taxi
Notanana vonjimaika eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, omaly, ny iray tamin’ireo namono ilay mpitondra taxi teny Alasora. Nohenoin’ny fampanoavana izy rehefa voasambotra fanindroany, avy nitsoaka tao amin’ny biraon’ny polisy. Naharitra ora maromaro ny fihainoan’ny mpitsara teny anivon’ny fampanoavana ilay lehilahy voasaringotra tamin’ny famonoana raim-pianakaviana iray teny Alasora, omaly. Voasambotra ny andron’ny […]
Inclusion des handicapés: la FAAM lance le projet « Lafatra »
Dans l’objectif de les rendre autonomes et surtout économiquement indépendantes les femmes aveugles et malvoyantes de la région Vakinankaratra, la Fédération des associations des aveugles de Madagascar (Faam) vient de lancer dans le Fokontany Manampisoa, commune rurale d’Ambano (Antsirabe II), le projet «Lafatra». «Les femmes aveugles sont victimes d’exclusion, ce […]




