Natomboka tamin’ny fomba ofisialy, omaly, 17 desambra, teny amin’ny fokontany Amboara, kaominina Imerintsiatosika ny taom-pamboken-kazo 2026. Paikady vaovao no horaisina manomboka izao. Nitarika ny fotoana ny mpanolotsaina avo ny Fanavaozana ny Repobolika, ny kolonely Rampanarivo Soloniaina, sy ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Manesimanana Rafanomezantsoa. Lohahevitra […]
Auteur/autrice : Adnews
Taorian’ny Simex farany: Hivoaka ny paikady nohatsaraina
Taorian’ny fanazarantena lehibe voalohany (Simex) teny anivon’ny faritra 15, momba ny fiomanana sy ny fiatrehana ny loza sy ny tandindon-doza anatin’ny fotoam-pahavaratra, ny herinandro lasa teo, nijery ny lesoka mila fanarenana hanatsarana ny paikady hiatrehana ny loza ny mpiantsehatra rehetra. Nahitana ny BNG RC sy ny mpiray ombon’ antoka ary […]
Vondrona Sodiat: Mahatratra 85 ireo kaonty nogiazana
Manoloana ny fanenjehana ny mpandraharahara Ravatomanga Mamy, tompon’ny vondron’orinasa Sodiat eto Madagasikara. Mahatratra 85 ireo kaonty any amin’ny banky, nogiazan’ny fanjakana malagasy, raha ny fanambarana nataon’ny tomponandraikitra sy ny mpisolovava ny vondrona, omaly, tetsy Ivato. Mbola nogiazana ihany koa ny fiara 77, ahitana 4*4 marika Toyota Hilux Pick-up sy Sang […]
Andro iray ho an’ny fiantohana: Mbola vitsy ny Malagasy marisika amin’izany
“Mila fanentanana sy fanazavana misimisy kokoa”. Izay no nivoitra tamin’ny Andro natokana ho an’ny Fiantohana natao teny Ankatso, omaly. Hetsika niarahan’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (Pnud) sy ny Sampam-pianarana ambony momba ny toekarena, fitantanana sy ny hay fiarahamonina ary ireo mpisehatra amin’ny fiantohana eto Madagasikara ny Andron’ny fiantohana […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy natao hamafazana lainga na handikan-dalàna ny fahafahana miteny eto amin’ny firenena, amin’izao fotoana izao, araka ny nambaran’ny filohan’ ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny. « Manome fahalalahana ny rehetra hiteny izao fitondrana mijoro izao, saingy tsy tokony hararaotina izany », hoy izy. Tsy manakana ny fananganana vondrona parlemantera vaovao ny HCC, araka ny […]




