Auteur/autrice : Adnews

Rafi-panjakana federalisma: tsy mitovy hevitra ireo mpanao politika

Samy manana ny ambarany ny mpanao politika mahakasika ny federalisma. Misy ny resy lahatra fa vahaolana hoenti-mampandroso izany. Misy ny manamafy fa ho fototry ny adim-poko izy io. “Tsy zaka ny hoe federalisma. Hisy governemanta firy hatao isam-paritra? Nefa mahantra ny firenena… Aiza ny vola enti-manana an’izany?”. Io ny fanehoan-kevitry […]

Tselatra

Voasambotra ny lehilahy iray zanak’ilay ramatoa nitondra vola sandoka tao Vohiposa, kaominina Ambohimahasoa, ny alarobia 2 aogositra teo. Naha­trarana vola sandoka 20 000 Ar miisa 15 ity renim-pianakaviana ity. Tafaporitsaka nandritra ny fisamborana ny zanak’ity farany. Voasambotra ilay lehilahy taorian’ny fikarohana. Saron’ny zandary ny rongony 600 kg notaterin’ny lehilahy miisa […]

Telo lahy navadiky ny lakana: namoy ny ainy ny iray

Hita omaly atoandro, tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro, tao amin’ny ranon’Alaotra, distrikan’Ambatondrazaka, faritra Alaotra Mangoro, ny vatana mangatsiakan’ny tovolahy iray manodidina ny 20 taona. Nandeha lakana niaraka tamin’ny tovolahy miisa roa izy ny harivan’ny alarobia 2 septambra, tokony ho tamin’ny 7 ora teo. Nandeha lakana avy ao Androm­ba ary […]

Promotion du tourisme: mettre la gastronomie malgache à l’honneur

Le directeur exécutif de l’Office national du tourisme de Madagascar (ONTM), Danny Barivelo, et la cheffe Henintsoa Moretti, fondatrice de Haka Fy Authentic Restaurant, ont renouvelé leur accord de partenariat hier à Antsahavola, relatif à la valorisation de la gastronomie malgache, afin de promouvoir la destination Madagascar. Les deux partenaires […]