Auteur/autrice : Adnews

« Prix Découverte RFI 2025 »: Handrandraina indray ny Malagasy mpanakanto

Lala-masaka ho an’ny mozika malagasy ny « Prix Découverte RFI ». Miandrandra izay mpanakanto hisongadina amin’ity taona ity ny rehetra. Maro ireo Malagasy mpanakanto efa na­songa­din’ny «Prix Découverte RFI». Misokatra indray izao ny fifaninanana ho an’ireo mpanakanto mpanao mozika aty amin’ny faritry ny ranomasimbe In­dianina, Afri­que ary Caraïbes. Manana ha­tramin’ny 20 no­vambra […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 92 ny mpiofana momba ny fiompiana trondro tany amin’ny fokontany Isifotra, kaominina Analavoka, distrika Ihosy, ny 8 novambra teo. Fiofanana fiompiana trondro an-tanimbary sy fanamborana ny sakafon-trondro ary fitantanana, izay hita fa tena nahaliana azy ireo. Vonona ny hampihatra ny fahalalana nozaraina taminy izy ireo, ahafahana manatsara ny velon-tena […]

Ambohitrolomahitsy : Nokolokoloina ny hazo tamina velaran-tany 20 ha

Fotoana fikolokoana ny zana-kazo nambolena izao fiandohan’ny firotsahan’ny orana izao. Anisan’izany ny natao ny sabotsy 8 novambra teo, tany amin’ny fokontany Ambohi­bema­soandro, kaominina Am­bohitrolomahitsy, distrika Man­jakandriana. Nosorohina ny manodidina ny foto-kazo. Na­niry daholo ny 95% ny zana-kazo nambolena. Atsy aoriana kely, miditra amin’ny fanaovana aro afo sy fisosohana ny hazo […]

Jirama : Narotsaka ny orana artifisialy

Feno ny fepetra! Avy ny orana teto an-dRenivohitra sy ny manodidina, ny sabotsy tolakandro teo, nialohavan’ny rivo-mahery. Nahitana avandra ihany koa tany amin’ny faritra sasany, toa ny teny Alasora, Atsimondrano, sns. Nanazava ny Foibe famantarana ny toetr’andro, fa orana narotsaka tsy voajanahary, izany hoe, orana artifisialy, iny nirotsaka iny, satria […]

PICM-CNC: Nasongadina tany Paris ny cacao malagasy sy ny niomerika

Anisan’ny vokatra mampiavaka antsika maneran-tany ny cacao. Vao mainka nisongadina izany tamin’ny alalan’ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Natao ny 28 oktobra hatramin’ny 2 novambra teo, tany Versailles, Paris, ny hetsika « Salon du Chocolat », sady tafiditra ao anatin’ny faha-30 taona nisiany. Zavatra roa lehibe no nasongadin’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny Varavarana hampahalalam-baovao […]