Hatramin’ny zoma 26 septambra lasa teo, nisian’ ny hetsiky ny leo delestazy sy fitakiana rano nataon’ ny mpianatra anivon’ny Oniversiten’i Toamasina, nirongatra izaitsizy ny lozam-pifamoivoizana ao Toamasina ary namoizana ain’olona iray izany. Tranga voalohany ny alin’ny sabotsy, tao Boulevard Ratsimilaho, tokony ho tamin’ ny 8 ora alina, izay efa nihoatra […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Nanakanto, manakanto ary mbola hanakanto… Maneran-tany, samy miandrandra ny ho any amin’ny tsaratsara kokoa hatrany ny tsirairay, amin’izao vanim-potoana izao. Tokony ho tahaka izany ihany koa ny zavakanto sy ny tontolo misy azy. Mikatsaka ny kanto sy manatsara ary mampivelatra izany andro aman’alina. Tsy ho tonga ho azy anefa izany […]
« Fifaninanana Cape Town Showdown » : Manana solontena ny Tekken Madagascar
Tsy mena-mitaha amin’ireo tanora maneran-tany ny tanora malagasy, amin’ny lalao Tekken. Porofon’izany, manana solontena telo be izao, mandritra ny « Cape Tozn Shotdown » ny ekipa SLY, ahitana an’i Nioh, Manounou ary i Haja. Efa any Afrika Atsimo izy ireo, miatrika ity fifaninanana iraisam-pirenena, izay « Tekken World » aty […]
Aina Cook : Seho ho an’i Madagasikara any Paris
Miara-mitempo amin’ny aty Madagasikara ny fon’ireo mpiray tanindrazana any ivelany. Anisan’ireny i Aina Cook, izay hanokana fampisehoana ho fanehoana firaisam-po amin’ny Malagasy rehetra, anio amin’ny 8 ora alina, any Paris. Haka endrika fifanakalozana kokoa, na dia eny an-tsehatra aza, i Aina sy ireo mpitendry hanaraka azy. Ilay hampiray ny rehetra […]
Indostrian’ny zavakanto: Mirona any Azia ny tsena vaovao
Efa seha-pamokarana lehibe sy mahaleo tena amin’ny lafiny maro ny zavakanto sy ny kolontsaina any amin’ireo tany tandrefana. Nihazakazaka loatra aza raha oharina amin’ny an’ny hafa. Telozoro lehibe nandrakotra ny kaontinanta dimy ny fifandrohizan’ny fampivelarana ny zavakanto sy ny kolontsaina maneran-tany. Notrandrahina taty Afrika, tany Amerika Latinina. “Namboamboarina” tany Eorôpa […]




