Misy fiantraikany mivantana amin’ny famatsiana ny tsenam-pokontany ny savorovo miseho amin’izao fotoana. Betsaka ny entana na sakafo tsy hita eny amin’ny toeram-pivarotana samihafa ka mampiakatra ny vidiny ireo mpivarotra manana izany. Fihetsika hita taratra ny fanararaotana rehefa ao anatin’ny tsy filaminana tahaka izao. Mitaintaina ireo mpianatra vao afaka bakalorea farany […]
Auteur/autrice : Adnews
ONPM : Hanohana ara-tsaina ireo kivy vokatry ny krizy
Manoloana ny vanim-potoana sarotra lalovan’ny firenena, izay miteraka havizanan-tsaina ho an’ny maro, mitondra fitsinjovana sy tohana maimaimpoana ny Holafitry ny Psykology eto Madagasikara (ONPM). Tolotra maimaimpoana sy an-tsitrapo momba ny tohana ara-tsaina no hataon’izy ireo amin’izany. Misy ny toerana hifampizarana azo antoka ho an’ny fihainoana sy fanohanana izay iarahana amin’ny […]
FMBM: Miezaka miarina taorian’ny faharavana
Anisan’ny voaroba ary nodorana mihitsy ny foiben’ny Fikambanana mampiely Baiboly(FMBM). Maro ny faharavana, saingy an-dalam-panarenana ny ekipa amin’izao fotoana. Mifarimbona amin’izy ireo ny tsara sitrapo sy ny avy amin’ ny fikambanana mpiara-mamaky Baiboly amin’ny fanadiovana sy ny famerenana amin’ny laoniny indray ity foiben- toerana ity. Maro ny kristianina tohina tamin’ny […]
“First Foods Africa”: Iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mahazo ny ankizy aty Afrika
Mbola olana amin’ny fahasalaman’ny ankizy ny tsy fisitrahana sakafo ara-pahasalamana hitondra fitomboana ara-batana sy ara-tsaina eo aminy. Nametraka hetsika iraisana i Afrika iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo miaraka amin’ny Unicef sy ny Vondrona afrikanina. Nampahafantarina tamin’ ity herinandro ity, tany Cotonou (Bénin), ny “First Foods Africa” iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mianjady […]
Papa Léon XIV: Manaraka akaiky ny krizy eto Madagasikara
Nampita hafatra fohy manoloana ny toe-draharaha eto amintsika ny Papa Léon XIV, omaly, tao Vatikan. Naneho ny alahelony izy tamin’izany. « Mahery vaika ny herisetra eo amin’ny mpitandro filaminana sy ny tanora mpanao fihesiketsehana. Maro ireo maty ary an-jatony ireo naratra », hoy izy. Niantso ny hivavahan’ny rehetra ny tenany manoloana […]




