Auteur/autrice : Adnews

Mesupres : Vonona handray ny mpianatra ny filoham-pirenena

Ao anatin’ny fifampidinihana no ahitana vahaolana. Izany indrindra no hiantsoana ny mpianatry ny Oniversite hiara-hitady vahaolana amin’ny filoham-pirenena mahakasika ny fampandrosoana ny fampianarana ambony sy i Madagasikara. Misokatra amin’ny fifampidinihana amin’ny fa­mahana ny olan’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny filoham-pirenena, araka ny nambaran’ny minisitra Chaminah Loulla. Miantso ny […]

TARATRY ny KANTO

Famokarana faobe, tonga ao Vangaindrano. Tonga soa aman-tsara ao Vangaindrano ary hanaovana ny famadihana faobe ireo taolambalo miisa 1 080, an’ireo antesaka monina tany Maintirano sy Morafenobe, any Melaky. Vokatry ny fiaraha-mientan’ny fikambanana Tesaka mirary le, miray marigny, no nahafahana nitondra ireto taolambalo ireto. An’ireo antaisaka izay valovotaka tany Melaky […]

Fikambanan’ny mpivaro-boky : Manameloka ny nahazo ny Lecture & Loisirs 

Iray tamin’ireo voaroba, ny harivan’ny alakamisy teo, ny fivarotam-boky Lecture & loisirs, etsy amin’ny Tanà Water Front Ambodivona. Naname­loka ny ankasomparana miendrika fandrobana izay natao tamin’ny namany ny fikambanan’ny mpivaro-boky eto Ma­da­gasikara (AEdiM). « Melohi­nay ny fandrombana nahakasika orinasa maro, izay ma­nampy trotraka ny fiainana andavanandro efa mahakivy ny tsirairay. Voatohintohina […]

North & Center-30 taona: Hahemotra ny fankalazana

Mbola noho ny toe-draharaha ihany… Hatao foana ny fankalazana ny faha-30 taonan’ny tarika North & Center, saingy hahemotra ilay seho goavana tokony hotontosaina ny 5 oktobra izao, ao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. “Marihina fa manan-kery avokoa ny tapakila rehetra ho an’ireo izay efa nahazo”, hoy ny namba­ran’i […]

«Tremplin Madajazzcar 2025 » : Nisongadina tamin’ny maro ny Vahandanitra

Sehatra iakaran’ny talenta vao ihany koa ny « Madajazzcar » hatramin’izay. Nivoaka tamin’ny fifaninanana teto Antananarivo ny tarika Vahandanitra. Nisongadinan’ireo tanora mpitendry kosa ny tany Toamasina. Miato ny hetsika « Ma­da­jazzcar 2025 ». « Ny fandriampahalemana aloha no vaindohan-draharaha », hoy ny nambaran’ny filohan’ny komity mpikarakara, Jackie Ranarison. Na izany aza anefa, tontosa ny faran’ny herinandro […]