Auteur/autrice : Adnews

Pr Ratsimbazafy Jonah : Notolorana « Grand Officier de l’Ordre National »

Tsapan’ny fanjakana ny zava-bitan’ireo oloben’ny tontolo iainana eto amintsika. Izany no nahatonga ny teratany malagasy, Pr Ratsimbazafy Jonah sy ny teratany vahiny roa notolorana mariboninahi-pirenena, omaly. Rariny sy hitsiny raha omena lanja ny olona sy mpisehatra nahavita ezaka lehibe ho an’ny fire­nena. Notontosaina omaly, teny amin’ny Lapan-panja­kana Ia­voloha, ny lanonana […]

FANTINA sy FINTINA

Dingana tsara ny fikaonandoham-pirenena, saingy tsy nahavaha ny krizy politika ny fikaonandoham-pirenena natao teto Madagasikara hatramin’izay, araka ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Fahefa-mividy no ilain’ny Malagasy (FMI), Ratsietison Jean Jacques. Efa nisy fanapahan-kevitra voaomana mialoha ha­trany. Irariana mba tsy hitovy amin’izany izay hatao amin’­ izao, ary tokony ho voasolo tena amin’izany […]

Hetsika Rohy : “Mila adihevitra ny firotsahan’ny mpitondra”

“Anisan’ny tokony hitondrana adihevitra ao anatin’ny fikaonandoham-pirenena ny fiatrehan’ny mpitondra anke­hitriny ny hoavy: anisan’ireo hirotsa-kofidina, ho mpilalao amin’ny fifidianana ve izy sa anisan’ireo mpanomana ny sehatra mba hahazoan’ny rehetra mirotsaka ao anatina fifidianana madio sy mangarahara ?” Io ny fanehoan-kevitry ny mpandrindra teknika ny hetsika Rohy, Andriamo­ra­niaina Harijaona, teny Amba­tonakanga, omaly, […]

Fanovana no atao

  Anisan’ny notakina tamin’ny hetsi-bahoaka, tamin’ny taon-dasa, ny fanamaivanana ny vidim-piainana na ny famoronana asa. Mby aiza? Efa ho herintaona sahady izao…Hatramin’izao, tsy hita mazava aloha izay fanovana na fanavaozana. Ny isan-tokantrano no samy manao izay hiatrehana izay vidim-piainana izay, indrindra amin’ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra sy ny fidirana amin’ […]

SADC : “Ny samy Malagasy ihany no hanao ny dinika nasionaly”

Namaly ny fanontanian’ireo parlemanta afrikanina momba an’i Madagasikara ny filohan’ny SADC. Nambarany, tamin’­izany, fa ny samy Malagasy ihany no hanao ny dinika nasionaly. Niankina tamin’ny fanapahan-kevitry ny Fitsa­rana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ma­lagasy ny SADC, araka ny valintenin’ny mpitarika ny SADC sady filohan’i Afrika Atsimo, Matamela Cyril Ra­ma­phosa, tamin’ny […]