Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

« Hafa », ampiarahana ny kolontsaina, ny fanabeazana ary ny tontolo iainana. Hetsika iray hotontosaina anio, manomboka amin’ny 7 ora hariva, etsy amin’ny La Terasse Antsahavola, izy ity. Hampiarahana mpanakanto efatra ny talentany, hamoahana ny hafatra izany. I Rolf, hitondra ny funk, Naday, hilalao Rock, Jhaleone, hanao rap ary i Vi hiantsa, […]

SOMBIM-BAOVAO

Manana solontena mirahalahy i Madagasi­kara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, ta­ranja Judo, eo amin’ny sokajy Kata Junior sy Senior, izay tontosaina any Maorisy. Rasoahoby Dody Avana Fitahiana sy Rakotomihanta Andrianam­boninolona Manjaka no miaro ny voninahi-pirenena amin’izany. Nanomboka omaly, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondaka nasionaly N1A, lahy […]