Volana jolay, aogositra, septambra, oktobra. Ao anatin’ ny fanatontosan’ny Malagasy ireo fomba amam-panao tahaka ny famadihan-drazana sy hasoavan-jaza. Fotoana mahamaro ny adin-kiragasy. Eo ihany koa ny adin-kiragasy karakaraina olona tsotra na fikambanana, sns. « Eo ho eo amin’ny 1 500 000Ar ny karaman’ny tarika iray. Voatazona ihany io, saingy, ho an’ity taona 2025 […]
Auteur/autrice : Adnews
« Visa pour l’image » : Haneho ny « Madagasikara tanin’ireo fanahy »
Anisan’ny nasaina hiatrika ilay hetsika fampirantiana saripika « Visa pour l’image », tanterahina any Perpignan Frantsa, ny 30 aogositra hatramin’ny 14 septambra izao, i Rijasolo. Lohahevitra hoentiny amin’izany ny « Madagascar, terre des esprits » na « Madagasikara tanin’ireo fanahy ». Saripika mahatratra 31 no hanehoany izany. Ireo saripika ireo no hamoaka sy hanamafy fa eo […]
Kolontsaina mampiray firenena: Andiany faha-19 ny « Angaredona mozika festival »
Hetsika kolontsaina, anisan’ny lehibe fanao isan-taona, ny « Angaredona mozika festival ». Amin’ny ankapobeny, voatazona hatrany ny fandaharam-potoana nisy hatramin’izay. Misy hatrany ihany koa ny fanatevenana. Hotanterahina eny Ambohimanga Rova, ny 13 ka hatramin’ny 21 septambra izao, ilay hetsika kolontsaina lehibe « Angaredona mozika festival » andiany faha-19. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny diabe […]
VAOVAO TAMBATRA
Namoaka fanambarana ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanambola (MEF), manoloana ny filazana fa misy mandrahona ny mpanao gazety Gaëlle Borgia. Nohazavainy fa tsy mpiasa velively ao amin’ny MEF Rajaonarivelo Philippe tamin’io fotoana nanoratany ny fandrahonana io. Koa, tsy tompon’andraikitra amin’ny teny na fihetsiny ny MEF. Mitohy ny fampiofanana mahakasika ny […]
« FIA » sy « FIG 2025 »: Ampiarahana ny famokarana sy ny nahandro
Hatao ny 4, 5, 6 ary 7 septambra ho avy izao, eny amin’ny CCI Ivato, ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono (FIA 2025). Miaraka tontosaina amin’io hetsika io ihany koa ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny nahandro (FIG), andiany voalohany. Mikarakara azy ity ny Madavision. […]




