Le mystère reste entier quant aux causes exactes de la mort d’un homme âgé d’une soixantaine d’années et de sa fille âgée d’une vingtaine d’années, retrouvés sans vie chez eux, samedi à Anosimasina Bemasoandro. La fille a été criblée de balles tandis que son père a été tué d’une balle […]
Auteur/autrice : Adnews
Lutte contre les trafics en haute mer: un enjeu de taille pour la sécurité maritime
Les Etats insulaires comme Madagascar dépendent largement de la voie maritime pour le commerce de leurs marchandises. Ils sont pourtant confrontés à plusieurs défis, notamment la lutte contre les trafics en tous genres. C’est notamment le cas avec la récente arrestation de quatre Mauriciens dans la partie nord de l’île, […]
TSELATRA
Notanana am-ponja, afakomaly, ireo efa-dahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana teny Ambohidrazaka, Alasora. Niray tendro tamin’ny fanatanterahana io asa ratsy io, ny 26 jolay lasa teo ireo olona ireo. Mpitondra moto marika G5 maty tsy tra-drano teny amin’ny lalam-pirenena voalohany PK10+100, ny 8 aogositra lasa teo. Nandeha mafy ilay lehilahy nitondra moto […]
Ambohitsaratelo Ampitatafika: Nahitana tongotra zazakely efa nohanin’ny alika
Nahita tongotra zazakely, efa simba tanteraka teny amin’ny sakelin-tanànan’Ambohitsaratelo, kaominina Ampitatafika, omaly folakandro. Efa nohanin’ny alika izany. Mbola hita teny an-toerana ny akanjo sy ny lamban-jaza. Rehefa natao ny fisavana ny manodidina dia tsy nahita ny ambin’ny vatany intsony. Ireo tongotra roa sisa no tavela teo. Nidina teny ifotony, taorian’ny […]
Mandrosoa Ivato : Ganeanina maty tao amin’ny hotely
Namoy ny ainy teo ambony seza, fandraisana olona ao amin’ny hotely iray eny Mandrosoa Ivato, ny vehivavy teratany ganeanina iray, afakomaly. Teo ampandraisana ny mombamomba azy ny mpiasa no nitambotsitra tsikelikely, niala aina izy. Niezaka naka dokotera tsy lavitra teo ny tomponandraikitra rehefa avy nampilazan’ny mpiasa. Olona efa maty anefa […]





