Lakilen’ny fampandrosoana ny toekarena ny fitadivana lalam-barotra sy fanondranana vokatra any ivelany. Antony mahatonga ny fanjakana manome tantsoroka ny mpandraharaha amin’ny fitadiavana lalam-barotra eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Nivoitra izany, nandritra ny fanokafana ny Foara “Ekonomika Manandratra”, andiany voalohany, omaly ao Ambatondrazaka. Ambohi-pihaonan’ireo mpisehatra marolafy, ny hetsika ka hanamafy ny fifandraisan’izy […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo, ny solontenan’ny Avi, Ratsirahonana Norbert Lala sy ny depiote, R. Zavamanitra. Samy noraisin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël teny Ambohitsorohitra, omaly sy afakomaly. Tafiditra amin’ilay dinika politika, efa nambaran’ny filoham-panjakana izany. Anisan’ny efa nihaona tamin’ny FFKM ny avy amin’ny Fikambanan’ireo firenena aty Afrika sy Karaiba […]
PDS vaovao an’Antsirabe : Laharam-pahamehana ny fandoavana ny karama
Taorian’ny nanendrena an’ Andriatomponera Fidy ho PDS ny fiadidina ny tanàn’ Antsirabe, vita omaly, ny fifamindram-pitantanana teo aminy sy ny ben’ny Tanàna mpisolo toerana, Rakotondrabe Andrianomanana. Nanatrika izany ny Prefen’Antsirabe miadidy ny Faritra Vakinankaratra. Teo koa ireo manam-pahefana sivily sy miaramila isan-tsokanjiny ao amin’ny tanànan’Antsirabe ary ireo mpiara-miasa eo anivon’ny […]
Tetikasa GPS, ranomasimbe Indianina : Hosorohina ny korontana amin’ny fifidianana
Notanterahina tany Moroni, Kaomoro tamin’ny alalan’ny fivoriana ampitain-davitra, hatramin’ny omaly ny atrikasa momba fifidianana aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Anisan’ny nandray anjara tamin’izany ny eo anivon’ny Antenimieram-pirenena. Mametraka ho ambony ny fitantanana sy ny filaminana ary fitoniana ny fifampizarana tamin’izao fihaonana izao. Natao koa ialana amin’ny disadisam-pifidianana matetika miseho. Anisan’ny nisolo […]
Maty etsy, maty eroa !
Somary mangingina ny fivoizina ny zaza very tato ho ato, na dia mbola maro aza ny tranga. Izay manana fahasahiana no manao antso avo ampahibemaso. Ny pejy na kaontin’olon-tsotra efa tsy sahy manao ranty amin’ny tambajotran-tserasera. Maro ny tsindry sy fanenjehana izay mizara fa lazaina ho mpampihorohoro saim-bahoaka. Tsy azo […]





