Auteur/autrice : Adnews

INDRAY MIJERY

Misy ny fampitaovana ny hopitaly Androva Mahajanga ho fanatsarana ny tolotra fandidiana toy ny “Endoscopie bronchique” sy “O.R.L”. Ahafahana manao fitiliana sy fitsaboana tsy mila fandidiana intsony arakaraka ny aretina ireo fitaovana natolotra. Mijery “vidéo” amin’ny alalan’ny “écran”, satria misy “caméra” ilay fitaovana miditra any anaty vatana. Araka ny fangatahan’ireo […]

Ady amin’ny VIH/Sida: Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny solombavambahoaka

Ilaina ny haitaky amin’ny fandresen-dahatra hampiakarana ny tetibola ho an’ny SDSR. Ireo solombavambahoaka no hanao ny adisisika hampitomboana izany tetibola izany ka nizarana paikady. Natao ny herinandro teo ny atrikasa fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo solombavambahoaka momba ny ady amin’ny VIH/Sida. Teo koa ny haitaky ho fampitomboana ny tetibola natokana ho an’ny […]

TARATRY ny KANTO

« Grand hommage « Om-Gui ». Fampisehoana hotanterahin’ny tarika Ny Ainga, ao Antsahamanitra ny alahady 16 aogositra izao. Hanotrona eny an-toerana i Zooky Doda sy Tantely Ny Feo, izay samy efa tao anatin’ity tarika manana ny mampiavaka azy ity. « Tsiaro 10 taona an’i Om-Gui ». Ireo hira rehetra namantarana ny tarika no ezahina haverina […]

« Jazz Kids » : Manana mpandimby ny mpilalao jazz

« Tsara… Mahay ireto ankizy ireto… Afa-po izahay… »… Anisan’ny feo heno tetsy amin’ny Tranom­poko­nolona Analakely, omaly, ireo. Raha aravona ho iray, manana mpandimby azo antoka ny mpilalao jazz eto Mada­gasikara. Mbola antenaina aza ny hivelaran’ny talentan’ireto ankizy ireto any aoriana. Nanamafy izany ny nambaran’ireo vahiny tonga teny an-toerana : « ho firenena ipoiran’ny […]