Auteur/autrice : Adnews

« Festival Sômaroho! » : Efa anaty lanonambe i Nosy Be

Tontosa, omaly, ilay “carnaval” mampiavaka an’i Nosy Be. Mariky ny fanombohan’ny “Festival Sômaroho!” izy io, izay tena hataon’ireo mpandray anjara amin’ny fony tanteraka hatramin’izay. Angamba ny “carnaval” ao Nosy Be no maresaka sy hahitana karazan-tseho an-dalambe maro indrindra, ary mbola nitombo izany, omaly. Misy fifaninanana rahateo eo amin’ireo tropy mandray […]

« Star Tour Mahajanga 2026 » : Hampialana voly ny mpiala sasatra sy ny zanatany

Anatin’ny fialantsasatra lehibe hatrany ny « Star Tour” any Mahajanga. Ho an’ny mpianakavy kokoa ny hetsika, na tompon-tany na mpiala sasatra. Fetim-pianakaviana. Izay no tanjona amin’ny “Star Tour Mahajanga”. Ho­tontosaina ny 15 sy 16 aogositra ho avy izao ny hetsika amin’ity, eo amin’ny Bord Ma­hajanga hatrany. Notsin­drian’ ny mpikarakara manokana izay […]

VAOVAO TAMBATRA

Sokatra miisa 45 no tratra tany Beloha Androy, ny 4 aogositra teo. Olona iray no tratra tany amin’ny fokontany Agnanademby, kaominina Trano­havo, distrikan’i Beloha, faritra Androy. Olona iray no tratra tamin’ity tranga ity, ary hatao fanadihadiana lalina ao amin’ny Borigadin’ny zandarimaria Beloha. Manamafy ny minisitera sy ny fitondram-panjakana, fa tsy […]

Ranomasimbe Indiana: Miady amin’ny trafika ny Ladoany

Atao ny 5 hatramin’ny 7 aogositra izao eto Antana­narivo, Madagasikara, ny fivoriana ara-teknika, eo amin’ny Firaisambem-paritry ny fiarovana an-dranomasina (ARSM) sy ny Vaomieran’ny Fadintse­ranana aty amin’ny ranomasimbe Indiana. Ifantohana ny hampivondronana ny angom-baovao mahakasika ny asan’ny Faditseranana amin’ny fitaterana an-dranomasina aty amin’ny ranomasimbe Indiana izay miandraikitra ny fidirana sy ny […]

Fier Mada andiany faha-27: Lalana hampisokatra ny mpamokatra

Miditra amin’ny andiany faha-27 ity Fier Mada nisokatra omaly etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ary haharitra dimy andro. Mpampiranty, mpivarotra, tantsaha no mameno ireo tranoheva miisa 350 mahery hita eny an-toerana. Misongadina amin’ny ankapobeny ny fihariana eny ambanivohitra, izany hoe, ny asa tanana, vokatry ny fambolena sy ny fiompiana. Nambaran’ny […]