Miara-miasa amin’ny kaominina Vohémar ny orinasa Orange Madagascar hanavaozana ny fotodrafitrasa efa misy any an-toerana sy hanatonana bebe kokoa ny vahoaka. Mifandraika amin’izany ny fananganana fotodrafitrasa vaovao na fanatsarana ireo nampiasaina taloha hitondra fivoarana ho an’ny tanàna. Tafiditra ao ny fanavaozana tanteraka ny bazary Ambondrona. Sady lasa toerana madio no […]
Auteur/autrice : Adnews
Ady amin’ny kitrotro sy ny poliomelita : Hisy ny fanaovam-baksiny faobe manerana ny Nosy
Anisan’ny ezaka hanatsarana ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana sy miantoka ny fahafahan’ny ankizy mahazo vaksiny eny amin’ny toerana akaiky azy ny fanamafisana ny fanaovam-baksiny andavanandro. Hanatanteraka hetsika fanaovam-baksiny faobe hiadiana amin’ny kitrotro sy ny poliomelita, miaraka amin’ny fizarana vitamine A, ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Hotanterahina ny 5 hatramin’ny 9 oktobra izany, eny […]
Echecs – Olympiade 2026: Nahazo fandresena 3 ny ekipa lahy sy vavy miaraka
Mbola mitohy any Samarcande, Ouzbekistan, ny “Olympiades” eo amin’ny lalaon-tsaina Echec. Anisan’ ireo firenena mandray anjara amin’izany i Madagasikara ary miatrika ny fifaninanana eo amin’ireo sokajy roa handraisana anjara. Raha ho an’ny vokatra, tsy mitsanga-menatra ny zava-bitan’ny ekipa iarahan’ny lahy sy vavy “mixte”. Tao anatin’ireo fihodinana dimy “round 5” efa […]
Basikety – Mada U18 : Noraofin’Analamanga avokoa ny amboara
Tontosa tany amin’ny ligin’Atsimo Andrefana, ny alahady lasa teo, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy U18, taranja basikety. Noraofin’Analamanga avokoa ny amboara tamin’izany. Voahosotra ho tompondaka teo amin’ny sokajy vehivavy ny ASA, rehefa nandresy ny MB2 All tamin’ny isa 68 no ho 57. Adin’ny samy ekipan’Analamanga ny azy roa tonta ireo. Voafidy […]
Fifanintsanana Can 2027: Nantsoina hiaro ny haraton’ny Barea i Sonny Laiton
Namaly hatrany ny hetahetan’ny mpankafy baolina kitra ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy ny mpanazatra ny Barea, Corentin Martins, raha ny vaovao, omaly. Nantsoina hanolo ny toeran’i Zacharie Boucher i Sonny Laiton. «Tafaverina ihany !». Raha ny filazan’ny loharanom-baovao iray, omaly, nantsoina hanampy isa ireo mpiandry haraton’ny Barean’i Madagasikara i […]





