Hampiasaina hanatsarana ny fikarakarana ny fahazoan-dalana hanondram-bokatra ny vovonana Alalana. Natomboka omaly, tetsy Mahamasina, ny fiofanana momba ity sehatra ity. Natokana ho an’ireo talem-paritry ny Varotra sy ny fanjifana (DRCC) manerana ny Nosy, iarahana amin’ny PA Zlecaf izany. Manan-karena vokatra fanondrana i Madagasikara. Antony mahatonga ny minisiteran’ny Varotra sy ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Banky Sipem : Manakaiky hatrany ny mpanjifa
Miroborobo ny fandraharahana madinika sy salantsalany eny amin’ny faritr’Ivato. Notokanana ny 18 septambra teo ny masoivoho faha-30 an’ny banky Sipem eny an-toerana. Tanjona ny hanatonana akaiky kokoa ny mpanjifa sy ireo mpandraharaha madinika sy salantsalany (PME-PMI). Ahafahana manohana, mamaly haingana ny filan’ny mpanjifa izany. Nilaza ny tale jeneralin’ny Sipem Banque, […]
Famokarana vaventy: Trakitera miisa 28 hampitomboana ny velaran-tany ambolena
Fanovana goavana no hatao amin’ny sehatry ny fambolena. Natolotra ny sabotsy 20 septambra teo, teny amin’ny CFFAMA Antsirabe, ireo fitaovana vaventy hoentina mamokatra amin’ny velarantany midadasika. Nitarika ny fotoana ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kkolonely Randrianirina Michaël. Nahitana trakitera miisa 28, marika Massey Ferguson, miaraka amin’ny kojakoja famokarana toy […]
FANTINA sy FINTINA
Hotanterahina anio ny fitsarana ny ”Raharaha Boeing 777”, nalefa any Iran. Hatao etsy amin’ny Pac 67Ha izany. Miisa 33 ireo voasaringotra amin’io. Anisan’ny vesatra hiampangana azy ireo ny fanohintohinana ny fiandrianam-pirenena, ny kolikoly. Eo koa ny famotsiam-bola sy ny fanararaotana andraikitra ary famotsiam-bola sy fikambanan-jiolahy. Tena henatra tanteraka ho an’ny […]
Fikaonandoham-pirenena : Miantso ny fiangonana ao aminy ny FFKM
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny fandrindrana nasionaly ho an’ny fikaonandoham-pirenena, ka voarakitra ao anatin’izany ny fiantsoana ireo fiangonana miombona eo anivon’ny FFKM (Fiombonan’ny fiangonana kristianina eto Madagasikara) mba handray anjara amin’ity fikaonandoham-pirenena ity. Maro ireo andraikitra ilàna olona ao anatin’ny fiomanana ho firosoana amin’ny dinika ho fanavaozana an’i Madagasikara, toy […]





