Anisan’ireo fanamby apetraky ny fanjakana ny hamaha ny olan’ny fananan-tany eto Madagasikara. Mazàna tambajotra mpanao hosoka, mampiasa antontan-taratasy sandoka, mivarotra tany tsy ara-dalàna, mamoaka taratasy fananan-tany tsy ara-dalàna, ireo tranga samihafa misy. Misongadina ao anatin’ireo tranga niseho tao anatin’ny volana vitsy ireo disadisa samihafa. Matetika miainga avy amin’ny fampivarotana tany […]
Auteur/autrice : Adnews
Startimes: Mitombo ny tolotra vita malagasy
Mitohy ny fanomezan’ny orinasa Startimes fahafaham-po ny mpanjifa. Tolotra vaovao indray no homeny azy ireo, ary nitsinjovina manokana ny Malagasy manerana ny Nosy. Anisan’izany ny horonantsary mitohy (série), mitondra ny lohateny hoe Famato. Handeha isan’andro, isaky ny amin’ny 6 ora hariva amin’ny Startimes manomboka amin’ny 12 aogositra ho avy izao. […]
Foire MEVA : Mitodika amin’ny sehatra iraisam-pirenena
Misokatra amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny Tsenabe Meva amin’izao, taorian’ny maha foaram-paritra azy. Dingana lehibe eo amin’ny fampiroboroboana ny toekaren’ny faritra Diana sy hanamafy ny fiaraha-miasa ara-barotra eo amin’i Madagasikara sy ny any ivelany izany. Nankasitraka ny ezaka nataon’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria (CCI) Antsiranana, tarihin’i Laou-Po Wing Wilfrid, ny […]
FANTINA sy FINTINA
Nitondra valin-kafatra ho an’ny mpiasan’ny CUA ny minisitry ny Atitany. “Ny fahafahan’ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana tsirairay no mametra ny tambin-karama ho an’ny trano fonenana », hoy ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Rakotonandrasana Hanitra Velonjara Tiaray, teny Anosy, omaly. Andraisana lesona ny tranga nisy teto amin’ny firenena, araka ny nambaran’ireo firaisamonim-pirenena, manao […]
Filohan’ny Fanavaozana : “Tanjon’ny mpampihorohoro ny hidiran’ny iraisam-pirenena”
“Efa fantatsika rehetra hoe: iza no tena ao ambadik’izao fampihorohoroana vahoaka izao? Ny tanjon’izy ireo dia ny hidiran’ny fiombonambe iraisam-pirenena amin’ny raharaha anatiny eto amin’ny firenentsika ka anantenan’ilay olona miketrika izao tetika maloto izao hiverina ao Madagasikara”. Io ny hafatry ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, ho […]





