Nomarihana omaly, 3 mey ny Andro fankalazana ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety maneran-tany. Mpanao gazety 106 avy eto Madagasikara no nahazo mariboninahitra avy amin’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, omaly, tetsy amin’ny Ivotoro, Nanisana. Grand croix de l’ordre national, commandeur de l’ordre national, grand officiers ary chevaliers de l’ordre national no […]
Auteur/autrice : Adnews
Handball – Cadet – Junior: Hampiantrano ny IHF Trophy i Madagasikara
Hotanterahina eto Madagasikara, ny 27 ka hatramin’ny 31 mey, ho avy izao ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, taranja handball na ny IHF Trophy. Fifaninanana, natokana ho an’ny sokajy zandriny lehilahy «cadet» sy «junior». Io no nambaran-dRatsimandao Andriamanga Herilovasoa, filohan’ny federasionina malagasy (FMHB), tao amin’ny tambajotran-tseraserany, ny sabotsy lasa […]
INDRAY MIJERY
Hihazo ny faritra Analanjirofo ny mission medico-chirurgicale, hampisitraka tolotra fahasalamana maimaimpoana ho an’ny vahoaka eny an-toerana. Ao amin’ny Hopitalibe Fenoarivo Atsinanana no handraisana ny hetsika ny 5 ka hatramin’ny 7 mey ho avy izao. Tolotra ara-pahasalamana isan-karazany ahitana fandidiana Hernie, Kyste, appendicite. Fitsaboana nify, ativava sy fitsaboana maso ary fizaham-pahasalamana […]
Oniversiten’Antananarivo : Nomena mariboninahitra ny mpiasa
Notolorana mariboninahitra ny mpampianatra sy mpandraharaha mendrika teny Ankatso, tamin’ity herinandro ity, izay tafiditra amin’ny fankalazana ny faha-65 taona niorenan’ny oniversite teto Antananarivo. Anisan’ny karazany nomena ireo nahazo izany ny Grand croix 2ème ordre, Grand officier, officier ary Commandeur. Mpampianatra 43 sy mpandraharaha 124 no nisitraka izany, araka ny fanazavan’ny […]
Cisco Toamasina I-II: Nanomboka ny cours maimaimpoana
Nosokafan’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Rajaonarison Sendra Nirina, sy ny mpandrindran’ny fikambanana Fanjiry, izay fikambanana naorin’ny vadin’ny filohan’ny Fanavaozana ny “Cours maimaimpoana” ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE, BEPC ary bakalorea ao amin’ny Cisco Toamasina I sy Cisco Toamasina II, ny faran’ny herinandro teo. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hanohanana […]




