Auteur/autrice : Adnews

Angleterre vs Argentine : Hanala vela tany amin’ny 40 taona lasa ny anglisy

Hotontosaina, anio, ao amin’ny Kianjan’ny Atlanta, Etazonia, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany. Hihaona, ami’izany, ny Three Lions Angleterre sy ny Albiceleste Argentine. Hifanandrina mandritra ny manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, “Mondial 20­26”, i Argentine, tompondaka farany sy i Angleterre. Hatao ao amin’ny Kianjan’i Atlanta, Etazonia, ny fihaonan’ny roa […]

INDRAY MIJERY

Vehivavy miisa 30 niharan’ny herisetra nandrato fiofanana momba ny zaitra tetsy amin’ny CFP Tsimbazaza. Notolorana fampitaovana izy ireo hampahaleo tena hiatrehany ny fiainany. Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina ny fanohanana sy fampizakan-tena ireo vehivavy. Miditra amin’ny volana fahefatra, taorian’ny nandoavana ny vatsim-pianarana volana marsa, avrily ary […]

Fanadinana BEPC eto Antananarivo :Hivoaka ny faran’ny herinandro

Vita ny alatsinainy teo ny fitsarana ny taratasim-panadinana BEPC rehetra ho an’ny Cisco Atsimondrano. Efa mandamina ny taratasy ny mpiasa, omaly. Manomboka anio ny fampidirana ny naoty ao anatin’ny ordinatera. Tombanana hifarana rahampitso izany. Raha mizotra tsara ny dingana rehetra, hivoaka ny zoma na sabotsy ho avy izao ny valim-panadinana […]

Valanaretina Mpox : Natao vaksiny ny voafonja

Ho fanamafisana ny ady amin’ny fiparitahan’ny valanaretina Mpox, nidina ifotony tao amin’ny fonjaben’i Tsiroano­mandidy ireo mpiasan’ny fahasalamana, “ekipan’ny Emad”. Paikady napetraky ny fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka. Nandritra izany, nisy ny fanaovana vaksiny ny rehetra ka anisany ny mpiasan’ny fonja, ny mpiasan’ny fitsarana ary ireo voafonja. Santionany […]