Auteur/autrice : Adnews

Ceni : “Tsy maintsy irosoana ny fifidianana”

Hanao ahoana ihany ny fanatanterahana fifidianana filohan’ny Repoblika amin’ny 9 novambra. “Tsy maintsy irosoana”, hoy ny filohan’ny Ceni. “Samy manana ny heviny ny olompirenena amin’izao. Izay indrindra no mampitombina ny hoe tsy maintsy irosoana ny fifidianana”, hoy ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène Retaf, teny Alarobia, omaly, tamin’ny fiantsoana ireo […]

Fihazonana an’i Rina R. : nohalavain’ny zandary 24 ora

Nampiana 24 ora indray ny fitazonan’ny zandary eny amin’ ny sampana fikarohana ny he­loka bevava eny Fiada­nana, ny sekretera jeneralin’ny antoko Tim, Randriama­sinoro Rina. Midika izany fa mbola misy fanadihadiana lalindalina kokoa ilaina atao aminy matoa nohalavaina ny fe-potoana ihazonana azy. Na izany aza, efa nilaza ny mpisolovava ity mpitarika […]

Hetsika sy fitakiana : ho eny amin’ny13 mey indray ireo kandidà, anio

Hitohy indray anio, ny hetsika hotarihin’ireo kandidà 11. Mia­loha izany, nandray ireo olom-boafidy, ahitana loholona sy de­piote ireo vondron’ny kandidà 11 teny Ambohimanambola, omaly. Tafiditra amin’ny fikaroham-bahaolana sy ny fanohizana ny tolona izany ary koa ho famerenana ny tany tan-dalàna, araka ny nambaran’izy ireo tamin’izany. Nitohy tamin’ny fandraisana ireo fikambanana […]

Anjaramanantsoa Laza Fanambinana : “Tokony hirosoana ny safidim-bahoaka amin’ny alalan’ny latsa-bato”

Hanao ahoana ihany ny fifidianana? Maneho ny fijeriny ny olom-pirenena tsotra, maro anisa mangina, i Anjaramanantsoa Laza Fanambinana: ” Ny safidin’ny vahoaka amin’ny alalan’ny latsa-bato no tokony hirosoan’ny rehetra.” Fanehoan-kevitra… “Tsy hanova na inona eo amin’ny fiainanao ny ataon’ny mpanao politika. Misy efa nanana ny toerany teo aloha, mbola mieritreritra […]

TARATRY ny KANTO

“Madajazzcar”. Hetsika maro no hanamarihana ny “Festival International Madajazzcar”. Ho an’ny eto Antananarivo manokana, anisan’ny hetsika tanterahina ao anatin’izany ny “Jazz in Garden”, “ Sunset Jazz on rooftop”, “Jazz funk”… Mpiangaly Jazz manana ny maha izy azy maro no hanafana izany hetsika izany. “Oeuvres Poétiques de Jacques Rabe­ma­nanjara”. Hisy ny […]