Auteur/autrice : Adnews

Mamely ny aretina efaha

Misy aretina antsoina hoe efaha mamely ny lomotra mena, izay tsy mbola nahitana fanafody mahomby hatramin’izao. Fomba iray hisorohana ny fifindran’ny aretina amin’ny fambolena rehetra mifanakaiky ny fanesorana mialoha ny lomotra simba ary angonina ny fako isaky ny roa volana. Soloina fitaovana vaovao ny lanjan’ny fako voaangona ary misitraka tosika […]

lomotra ao Atsimo Andrefana:1 400 t ny vokatra, ny taona 2022

Tafiditra amin’ny tetikasa “Nosy Manga” ny fambolena lomotra (rhydophyta) any an-dranomasina ary asa vaovao ho an’ny olona mpanjono miaina amin’ny morontsiraka. Tany amin’ny kaominina Sarodrano, Toliara II no natomboka ny tetikasa ary rehefa hita fa nahomby sy nahaliana ny tokantrano maro vao nitarina ho an’ny kaominina maromaro ka anisany ny […]

Faritra Atsimo Andrefana: mamelona fianakaviana 1500 ny fambolena lomotra mena ho an’ny toeram-pambolena 44

Foto-pivelomana mivantana ho an’ny olona an-tapitrisany ny jono any amorontsiraka. Vokatry ny tsindry samihafa ataon’ny olombelona  amin’ny fampiasana fitaovana sy fomba tsy manara-penitra, nihena be ny hazandranomasina ary nisy fiantraikany amin’ny fiveloman’ny isan-tokantrano. Ho fanampiana azy ireo ho tonga mpandraharaha an-dranomasina, nisy tetikasa “Nosy Manga” amin’ny alalan’ny fambolena lomotra sy […]

TGV/Mapar: “Ndao hiatrika fifidianana raha sahy…”

Nivoaka tamin’ny fanginany ireo eo anivon’ny TGV/Mapar, tamin’ny alalan’ireo mpitarika : depiote sy ny olom-boatendry, omaly, tetsy Isoraka. Mazava ny azy ireo.  “Ndao hiatrika fifidianana raha sahy… Tahotra izany ny an’ny sasany mivoy lava io resaka zom-pirenena frantsay io“, hoy izy ireo. Nitarika ny fihaonana ny sekretera nasionaly (SN), Rasoamaromaka […]