Nikarakara fifaninanana ho an’ny mpahay kanto ny orinasa Ravinala Airports, mitantana ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato, Antananarivo. Nomena ny anarana hoe « Art’éroport » ny fifaninanana, mifantoka amin’ ny handravahana, handokoana fiaramanidina iray efa tsy miasa intsony, hapetraka eo an-tokotanin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Miisa 20 ireo nifaninana, ka nahazo ny voalohany ny ekipa Hetsy, […]
Auteur/autrice : Adnews
Siméon Rajaona 100 taona: Herintaona ny fotoam-pankalazana
Rajaona Siméon, Professeur titulaire émérite. Teraka ny 18 febroary 1926. Nodimandry ny 23 jona 2013. Ny 18 febroary 2026 ka hatramin’ny 18 febroary 2027 no hankalazana ny faha-100 taona nahaterahan’ity mpampianatra, mpikaroka, mpanoratra, sns, ity. Hetsika maro eo amin’ny tontolon’ny siansa sy kolontsaina no hotanterahina mandritra io herintaona io, ho […]
“Tsapiky Festival” : Hanandratana ny tsapiky amin’ny sehatra avo
Efa harembakoka iraisam-pirenena. Rariny raha hasongadina eto an-toerana ka hatrany ivelany ny gadona tsapiky. Ny 10 desambra 2025 no nivoaka ny fanambarana avy amin’ny Unesco: Tafiditra ho isan’ireo harembakoka iraisam-pirenena ny gadona tsapiky. Nampahanfatarin’ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina tamin’ny fomba ofisialy izany, omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy mbola anisan’ireo noraisin’ny iraky ny SADC ny Vato, ahitana ny Gen Z, Gen Y, GMH, omaly. Nirohotra nankeny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza izy ireo nitaky izany fihaonana izany sy niantsoantso miaraka amin’ny sorabaventy ny handravana ny Antenimierampirenena. Takin’izy ireo koa ny hanaovana ny tena fanavaozana, araka ny tolona. Harovana ny […]
Diplaomasia : Tohivakana ny iraka ho amin’ny fitoniana
Tsy mbola milamina tanteraka sy azo antoka ny toe-draharaham-pirenena eto Madagasikara? Indrindra ny tontolo politika… Manoloana izany, tohivakana ny iraka avy any ivelany tonga eto Madagasikara, raha ny fampitam-baovao avy eny amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny voaray omaly. Eo, ohatra, ny delegasionin’ny Firenena mikambana (ONU), notarihin’ny tale lefitry ny sampandraharahan’ny ONU misahana […]




