Auteur/autrice : Adnews

INDRAY MIJERY

Natao omaly ny lanonana fanombohana ny asa fananganana Lycée vaovao ao amin’ny kaominina Ambohibao Antehiroka, izay iandraiketan’ny kaominina ao an-toerana. Etsy andaniny, tsy manaiky ny fananganana ity fotodrafitrasa ity ao anatin’ny faritry ny EPP ireo ray aman-drenin’ny mpianatra amn’io EPP io. Nanazava ny ben’ny Tanàna fa hiavaka tsara ny lycée […]

Zon’ny ankizy : Maika ny fijerena ny sakafo sy ny fanabeazana

« Efa 30 taona mahery ny naneken’i Madagasikara ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny zon’ny ankizy raha ny ara-taratasy (reforme légale), ny fanatanterahana isan’andro mbola olana ». Io ny nambaran’ny filohan’ny Vovonan’ny firaisamonim-pirenena miaro ny ankizy (PSCFE), ny maître Rahari­narivonirina Maria, omaly, teny amin’ny kianja Alarobia. Manao antso ny fikambanana miisa 66 […]

Diary nofy III : Haverina ny fitiavan’ny mpianatra ny vakiboky sy ny vakiteny

Nanomboka ny taona 2024 no niara-niasa amin’ny masoivoho britanika ny ONG Teach for Madagascar. Hamerina ny fitiavan’ny mpianatra mamaky boky sy mampianatra mamaky teny ny tetikasa “Let’s read” ataon’izy ireo. Efa nosantarina ny taona 2019 ny tetikasa amin’ny famokarana ny Diary nofy I ho an’ny mpianatra eny amin’ny EPP. Natolotra […]

TARATRY ny KANTO

Andiany faha-163 ny « Concert classique de midi ». Anisan’ny hiavaka ny fandaharam-potoana hanamarihina izany. Fihaonan’ny zavamaneno roa, violon sy piano, iarahana amin’Iavy Raobeloson sy Sitraka Rama­rosandratana. Fampisehoana hotanterahina ao amin’ny IFM Analakely, ny alarobia 26 novambra izao, manom­boka amin’ny 1 ora ka hatramin’ny 2 ora tolakandro. Hana­koako eny an-toerana ny sanganasan’i […]