Auteur/autrice : Adnews

Tsy moramora fa maromaro  

Fanavaozana, fanovana, fanorenana ifotony… Izany no malaza amin’izao? Amin’izay tenenina sy atao io. Hatraiza? Miara-dalana ho azy amin’izany ny hoe fifanatonana, fifampiresahana, fifanarahana… Fanovana ilaina koa izay. Mila amolahan-tena, ifampitaizana, ampitoerina… Tsy efa lasa ny zavatra taloha? Na efa tsy lasa koa fa tsy nahombiazana, tsy nifampitokisana, nanotrika alahelo anaty… […]

Sampam-pitsikilovana malagasy (CIS) : Nahatratra basy dimy, vola 2 miliara Ariary

Nilaza ny tale jeneralin’ny CIS, afakomaly, fa nahatratra 2 miliara Ariary sy basy dimy izy ireo. Saika hoenti-mamono ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Mickaël izany, raha ny voalaza. “Tsy kilalao io, fa tena sangy mihoatra ny loha”, hoy ny tale je­neralin’ny Central intelligence service (CIS), ny contrôleur général de Police […]

Lake Village : Nomena an’ireo mpianatry ny Oniversite

Natolotry ny Fiadi­dian’ ny Fanavaozan’ny Re­po­b­likan’i Madagasi­kara, izay tarihan’ny Filoha Kolonely Randrianirina Mic­haël, sy ny misiteran’ny Fa­na­jariana ny Tany ho an’ny minisiteran’ny Fampianarana am­bony sy ny fikarohana ara-tsiansa tamin’ny alalan’ny Filohan’ny Oniverisiten’ An­tana­narivo omaly, ireo trano “Lake Village Ivato”, etsy Tsa­rasaotra. Mpianatry ny Oni­verisite miisa 700 mahery eo no hapetraka […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny vaovao hita omaly, hahemotra amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra indray ny fanombohan’ny lalao ho an’ny ligin’Analamanga, taranja baolina kitra. Tsy nanome ny antony mazava amin’izay mety nampihemotra izany moa ny eo anivon’ny ligy. Marihina fa tokony natomboka anio izany fifaninanana eto an-dRenivohitra izany. Anatin’ny fiomanana tanteraka ny mpikarakara […]